Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 11 mars 2026
Antananarivo | 20h18
 

Filazana manjo

RANDRIA Henry sy RANDRIA Lucie Vololonirina

samedi 28 février |  1710 visites 

« Iray tamin’ny fitiavana tety an-tany, tafaray ao amin’ny Hazavana mandrakizay »

RANDRIA Henry (07/10/2025)
RANDRIA Lucie Vololonirina (teraka RAZAFIMANJATO) (16/01/2026)

Ny zanany :

  • PLUME Fabien sy Sitraka
  • Itpkl RAZAFITRIMO Emmanuel sy RASOANAIVO Jocelyne

Ny zafiny :

  • Eliott, Gabriel, Ronald, Joanna, Jocelyn

Ary ny fianakaviana manontolo

Ny fotoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra dia hatao ao amin’ny Katedraly Santa Laurent Ambohimanoro ny sabotsy 28 febroary 2026 amin’ny 1 ora tolakandro mialoha ny ametrahana azy any amin’ny fasan-drazany ao Alakamisy Ambohimanga Rova.

« Jehovah no mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho » (Sal 23 : 1)

-----