Fifidianana ben’ny tanàna : vokatra ofisialy
Misy ny fakàna an-keriny
vendredi 11 janvier 2008 |
| 423 visites
Mitombo isan’andro ny fitarainan’ny vahoaka anatin’ny faritra manerana ny nosy, afa-tsy ny eto An-drenivohitra amin’izao fotoana izao mahakasika ny fivadihan’ny vokam-pifidianana ben’ny tanàna farany teo. Tsy tahotra tsy henatra fa dia navadika ho an’ny kandida TIM avokoa ny fandresena na dia niharihary izao aza ny fahareseny. Ohatra amin’izany fotsiny ny ao Ampefy izay tsy eken’ny vahoaka hatramin’izao ny hisokafan’ny biraon’ny kaominina satria kandida mahaleo tena no lany, nefa navadika ho an’ny (...)