Habibian’ny ray niteraka teny Ivato
Miady amin’ny fahafatesana izy telo mianaka
samedi 24 novembre 2007 |
| 997 visites
Notsatohany antsy ny vavonim-badiny ary tafapaka hatrany amin’ny tsinainy, avy eo norarahany asidra ny vatany iray manontolo. Rehefa tsy nahatsiaro tena ramatoa dia ny zanany lahy kely vao herintaona sy efa-bolana monja no norarahany asidra ihany koa ny vatany manontolo, ary may tanteraka io zaza io, ary tsy mahatsiaro tena eny amin’ny hopitaly ihany koa amin’izao fotoana izao. Rehefa nahita izao fihetsika nataon’ity lehilahy antsoina hoe « J » ity mponina dia niantso ny kartie mobily sy ny (...)