Mahajanga
Tsy tanteraka ny fivoriana ny Asabotsy lasa teo
lundi 7 mai 2007 |
| 193 visites
Ireo mpitandro filaminana no nameno ny toerana saika hivorian'ireo mpanohana ny « Tsia » ny Asabotsy 5 May lasa teo. Teo akaikin'ny « Jeunesse et Sport » moa no toerana saika hanaovana fihaonana. Ireo saika hivory kosa dia nihainohaino teny lavitra teny na dia somary maromaro ihany izy ireo. Tamin'ny telo ora sy sasany no tokony nanombohan'ny fivoriana. Dila ihany io fotoana io, nefa tsy nisy fivoriana tanteraka. Ireo lohandohan'ny mpisorona kosa dia tazana nikaon-doha teny ho eny. Ny antony (...)