Tsiroanomandidy : Halatra omby
Mampandre ny hiaviany ny dahalo
mardi 9 octobre 2007 |
| 759 visites
Amin’ny alakamisy ho avy izao, amin’ny 4 ora sy sasany tolakandro no ho tonga hanafika ao amin’ny tanànan’ny Tsaratanàna, anatin’ny distrikan’ny Tsiroanomandidy ny dahalo mpangalatra omby. Taratasy voarain’ny mponina ao amin’ity tanàna ity, tamin’ny faran’ny herinandro teo ity mampisavoritaka saim-bahoaka ity satria efa fihantsiana ankitsirano tsotra izao, toy ny tany tsy misy fanjakana.
Naverin’ny resaka politika ny halatra omby
Tao anatin’ny taona vitsy dia tsy faritra mena intsony i Bongolava (...)