Anosibe
Feno « lôtô » sy kodiakely
vendredi 8 février 2008 |
| 581 visites
Nipoitra eny Anosy ka hatreny Anosibe efa ho herinandro maro izao ny lôtô sy ny kodia kely ary ny tourniquet. Ankalamanjana no sady misy loka mihitsy ny lalao. 5 na 6 eo no faritra misy ity « lôtô » ity amin’ireo toerana voalaza teo ireo. Tovolahy roa na telo no miantoka isan- databatra. Mpanao fanatanjahantena ny maro amind-ry zareo. Somary vaventiventy sy nofosana ny sasany. Velarina eo amoron’arabe ny entana manintona maso toy ny fahitalavitra, fakan-tsary, koveta, sy fitaovana somary (...)