Vaovao tapatapany
lundi 3 décembre 2007
| 632 visites
Herizo Razafimahaleo : Mitaky valin-dahatsoratra.
Tao amin’ny radio Aceem omaly no nilazan’ingahy Herizo Razafimahaleo ny hanaovana valin-dahatsoratra tamin’ny nataon’i Moxe Ramandimbilahitra mpanolon-tsaina politikan’ny filoha Ravalomanana, izay milaza fa tokony ho Praiministra ity lehilahy ity tamin’ny taona 2002 fa tsy nety. Ny TVM, RNM ary ny MBS izay namoaka io fanambarana manokana mikasika ny tenany io no ilainy hamoahana ny tena marina, hoy ity filohan’ny Leader Fanilo ity, ka asa na (...)