Fokontany Anosibe andrefana II
Tsy nisy naka ny kara-pifidianana
lundi 17 mars 2008 |
| 332 visites
Tsy nihoatra ny 5 % ireo mpifidy tonga nandatsa-bato tamin’ireo biraom-pifidianana tao amin’ny EPP Anosizato, omaly hatramin’ny 12 ora antoandro. Nisokatra tamin’ny 7 ora maraina ny birao fandatsaham-bato , ary nanomboka teo dia zara raha nisy olona iray isaky ny fahefatr’adiny. Tao amin’ny biraom-pifidianana laharana faha 002 ohatra dia 5 %, tamin’ny 11 ora teo ho eo, tao amin’ny laharana faha 3 dia 3% ary ny birao faha 4 dia 4%. Torak’izany koa ny tao amin’ny birao laharana faha 20 izay nahitana (...)