Aorian’ny 16 Martsa
Ady hevitra vaovao no hipetraka
mercredi 12 mars 2008 |
| 362 visites
Any amin'ny mpifidy ny baolina. Na ho toy inona ny fanazavan-kevitra entin'ny fanjakana sy ny kandida tohanany, ary toy izany ny mpanohitra, dia ny mpifidy no tompon'ny teny farany.
Hiainga ny alatsinainy ho avy izao ny fanehoan-kevitra politika maro samy hafa. Raha vitsy ny mpifidy handeha handatsa-bato, dia toa midika faharesena ho an'ny mpitondra io. Faheresena satria tsy maharesy lahatra ny olona ny tetika entiny hampandrosoana ny faritra. Miainga eny anivon'ny faritra anefa ny tetika (...)