Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 19 avril 2024
Antananarivo | 23h22
 

Articles dans la rubrique « Fanambarana »

  • Fanambarana

    Fanambarana mikasika ny fanorenana « Colisée » ao Anatirova

    mardi 2 juin 2020 | 1 commentaire |  1615 visites
    Ny fikambanana Mamelomaso dia niorina tamin’ny volana novambra 1995 tao aorinan’ny herisetra nahamay ny Rova, tsapa tokoa tamin’izany fa nisy adidy tsy voahefa tao. Tsy voahefa satria tsy tafita amin’ny taranaka fara-mandimby io vakoka iray lehibe io. Ny atao hoe Vakoka, tamin’ny andron’ny ntaolo, dia firavaka volafotsy miendrika rojo. Mitohitohy sady sarobidy ka raha lalinina kely ny hevitra fonosiny dia tsotra: Lova tsara sy mateza napetrak’ireo razantsika ho antsika ka tokony ampitaintsika (...)
  • Groupe des Experts Nationaux

    CENI : Inona marina no andrasana aminy ?

    jeudi 24 décembre 2015 | 2 commentaires |  2192 visites
    Mba ho rafitra manana fasahina hampanjaka ny fahamarinana eo amin’ny tontolon’ny fifidianana ary hijoro manoloana ny fandikandalana ataon’ireo mpisehatra politika mandray anjara ao anatin’ny fifidianana : avo feo raha misy fandikana lalana (ohatra : niseho tany amin’ny faritra Anosy). Manoloana ny fitsanganan’ny biraon’ny CENI vaovao tamin’ny 02 novembre 2015 lasa teo sy ny fiatrehana ny fifidianana senatorialy amin’ny 29 decembre 2015 izao, izay ho tanterahina eny anivon’ny kaomina miisa 1695, (...)
  • Fanambarana

    vendredi 21 février 2014 | 9 commentaires |  2358 visites
    Présidence de la République Cabinet du Président Unité de Communication Réf : 002-14/PRM/CAB/UC Antananarivo, 20 Febroary 2014 FANAMBARANA Ho tohin’ny dinika indroa miantoana efa nataon’ny Andriamatoa Filohan'ny Repoblika sy Andriamatoa Filohan'ny Tetezamita teo aloha momba ny fisafidianana izay ho Praiministra, sy ho fanatanterahana ny fanehoan-kevitry ny laharana voalohany HCC/AV tamin'ny 17 Fébroary 2014 navoakan'ny Fitsarana Avo momban'ny Lalampanorenana izay namoaka mazava fa noho ny (...)
  • De la désignation du Premier Ministre

    Déclaration en malgache du Pr Ranjeva Raymond

    vendredi 7 février 2014 | 36 commentaires |  4561 visites
    Fanambarana (Communiqué) atolotrin’ny Profesora Raymond Ranjeva : 05/02/2014. Miala tsiny raha heverin’ny sasany fa misososo toa vinanto kely tsy mahare fosa . Tsaroako fa mpampianatra tranainy momba ny lalana, ny fitandroana ny fiadidiana ny vola-panjakana (« finances publiques ») ary ny fahalalana momba ny fitantanana eo amin’ny fiaraha-monina ( « science politique ») aho. Tsy mandry ny eritreritro raha hijery sy hangina manoloana ireo tolo-kevitra handikana ny lalana mifehy ny fanendrena ny ho (...)
  • Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena

    Ny fifidianana 2013 : zava-tsoa tsy azo atao very an-javona

    jeudi 19 septembre 2013 | 3 commentaires |  1413 visites
    Maro dia maro ireo nitaky fanavaozana lehibe tamin’ny fifidianana filoha tamin’ny 2001 sy 2006. Anisan’ireny ny SeFaFi. Betsaka tamin’ireny faniriana ireny ankehitriny no tafiditra any anatin’ny lalàm-pifidianana. Saingy, tahaka ny zava-mateti-pitranga eto Madagasikara, dia misy elanelany goavana eo amin’ny lalàna voasoratra sy ny fampiharana azy eo amin’ny asa, ary toa hoe ny manam-pahefana no mampisy an’io elanelany io (mpanao politika, mpanao fanjakana, mpamatsy ara-bola...) mba hitondrana kokoa (...)
  • Antoko « Madagasikarantsika »

    Fanambarana ho famahana ny krizy politika mampihitsoka ny Firenena

    vendredi 14 juin 2013 | 4 commentaires |  2030 visites
    Manoloana ireo didy tsy azo hivalozana navoakan’ny Vaomiera Manokana momba ny Fifidianana (CES) mikasika ireo mpilatsaka ho fidiana filoham-pirenena, ka nahitàna tranga mifanohitra amin’ireo fepetra takin’ny lalàna manankery, izay miteraka krizim-pahatokisana amin’ny hitantanany ny ho amin’ny fomba tsy miandany ny fifidianana hifanesy; Manoloana ny fisian’ny fifanoherana amin’ireo lalàna lehibe toy ny lalàm-panorenana, ny Tondrozotra sy ny lalàna fototra mikasika ny fifidianana, izay miteraka krizy (...)
  • Kabarin’ny filohan’ny tetezamita amin’ny tsy filatsahany ho fidiana ho filoham-pirenena

    mercredi 16 janvier 2013 |  2894 visites
    Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana, Tompokolahy sy Tompokovavy, Araky ny efa nolazaiko dia manoloana anareo Malagasy Namako no anambarako ny fanapahan-kevitro. Koa amin’ny fo feno fitiavana no iarahabako anareo rehetra isan-tokantrano manerana ny Nosy. Nametraka fitokisana sy fanantenana tamiko ianareo nanomboka tamin’ny taona 2009. Ary izany no nahafahako nitantana ny Firenena Malagasy, amin’ny maha-Filohan’ny Tetezamita ny tenako. Tsapako ny fitiavanao ry Malagasy Namako. Izany no nahatonga (...)
  • SEHATRA FANARAHA-MASO NY FIAINAM-PIRENENA

    samedi 4 juin 2011 | 6 commentaires |  1047 visites
    SEHATRA FANARAHA-MASO NY FIAINAM-PIRENENA SeFaFi Observatoire de la Vie Publique Lot III R 45 ter Tsarafaritra, Tsimbazaza, Antananarivo 101 Tél/fax : 22 548 88 Email : sefafi@gmail.com Fiarahamonim-pirenena, fiarahamonina politika : misolo tena ahoana ? Misy fanamarihana tsy maintsy atao. Hatramin’izay volana maro nodiavina nandritra ny fitondrana tetezamita izay dia naniry ohatra ny anana ny fanambarana sy ny fiandaniana nosoniavin’antoko politika maro na fikambanana sivily isan-karazany. (...)
  • SEHATRA FANARAHA-MASO NY FIAINAM-PIRENENA

    samedi 4 juin 2011 | 1 commentaire |  1365 visites
    SEHATRA FANARAHA-MASO NY FIAINAM-PIRENENA SeFaFi Observatoire de la Vie Publique Lot III R 45 ter Tsarafaritra, Tsimbazaza, Antananarivo 101 Tél/fax : 22 548 88 Email : sefafi@gmail.com Arakaraka ny hoe be fahefana ianao na fadiranovana ... Ny alahady 15 mey 2011 dia nilatsaka ilay vaovao hafahafa mikasika ny nisamborana ny talen’ny FMI voarohirohy ho nihetraketraka ara-pilan’ny nofo, ho nikasa hanolana ary hanidy olona aman-trano. Nametra-pialana tamin’ny asany i Dominique Strauss Kahn (...)
  • Hafatra avy amin’ny Hetsiky ny Mpitondra Fivavahana

    samedi 21 mai 2011 | 14 commentaires |  1612 visites
    Hafatra « Ry Mpïambina o, toy inona alina moa izao ? » (Isa 21/11) : Tsy fotoanan’ny fitarainana sy ny fahakiviana ary ny fiheveran-tena ho resy izao, fa fotoana hametraham-panontaniana ny amin’ny fipetraky ny toe-draharaha eto amin’ny firenena ka hanairana ny tena sy ny hafa mba hahatakatra fa « mbola maizina ny andro ». Tsy tapi-dàla-kaleha fa vonona hiandrandra ny maraina ka miasa sy mijoro amin’ny fahamarinana mba hahatanteraka izany haingana. Adidy lehibe mipetraka eo ambony sorokay Mpitondra (...)
  • Mpampianatra Mpikaroka sy ny Mpikambana SECES Toliara

    vendredi 20 mai 2011 | 2 commentaires |  851 visites
    Izahay Mpampianatra Mpikaroka sy ny Mpikambana SECES eto Toliara izay nanao fivoriambe tamin’ny alatsinainy faha-16 mey 2011 dia manao izao fanambarana manaraka izao : « Manoloana ny fizirizirian’ny fitondrana tetezamita tsy hanatanteraka ny zavatra nifanarahana tamin’ny 11 janoary 2011, ampahany kely notsoahana avy tamin’ireo « décrets d’application « telo mitondra ny laharana 1214, 1215 ary 1216 nivoaka tamin’ny 06 oktobra 2009, dia tohananay amin’ny herinay rehetra ny fanapahan-kevitr’ireo (...)
  • Laha-tenin’ny Filoha Avon’ny Tetezamita, Alahady 6 Marsa 2011

    lundi 7 mars 2011 | 21 commentaires |  2061 visites
    Ry Malagasy mpiray Tanindrazana ! Misaotra an'Andriamanitra isika, mitantana ny zavatra rehetra noho ny fiarovany lehibe sy ny fitahiany eo anoloan'ny ratsy. Ho azy irery anie ny Voninahitra ! Tohina ny Fo manoloana ny Fitiavana sy Firaisan-kina nasehonareo tsirairay avy sy ny mpiray Tanindrazana rehetra manerana ny Nosy taorian'ireny teti-dratsin'ireo tsy mataho-tody ireny. Mivantana ao anatin'ny Fonay ny fanehoam-piraisan-tsaina sy ny firaisam-po natolotrareo. Koa amin'ny anaranay (...)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS