Présidence de la République
Cabinet du Président
Unité de Communication
Réf : 002-14/PRM/CAB/UC
Antananarivo, 20 Febroary 2014
FANAMBARANA
Ho tohin’ny dinika indroa miantoana efa nataon’ny Andriamatoa Filohan’ny Repoblika sy Andriamatoa Filohan’ny Tetezamita teo aloha momba ny fisafidianana izay ho Praiministra, sy ho fanatanterahana ny fanehoan-kevitry ny laharana voalohany HCC/AV tamin’ny 17 Fébroary 2014 navoakan’ny Fitsarana Avo momban’ny Lalampanorenana izay namoaka mazava fa noho ny trangan-javatra misy ankehitriny, ny fisafidianana ny Praiminisitra dia iarahan’ny antoko politika na fivondronan’ny antoko politika maro an’isa ao amin’ny Antenimieram-pirenena sy ny Filohan’ny Repoblika midinika, mialohan’ny fanendrena ataon’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika.
Ny Fiadidian’ny Repoblika dia manapa-kevitra hikarakara fiaraha-midinika amin’ny solontenan’ny mpandrindra ankapobean’ny MAPAR sy ny solontena manokan’ny Filohan’ny Repoblika ny Zoma 21 Febroary 2014 amin’ny 08 ora maraina eny amin’ny Lapa-panjakana lavoloha.
Izany fihaonana izany no atao dia ho fanomanana ny fiaraha-midinika amin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika sy ny mpandrindra ankapobeany ny MAPAR Andriamatoa Maharante Jean de Dieu hanapaka izay anaran’ny Praiminisitra ho tendrena araky ny andininy faha 54 ny Lalampanorenana.
RANDRIANARIVONY Jaobarison
CSPRM
Vos commentaires
Fihaonana Ho enti-mandinika s’y manapaka Izay Ho lavaka andetehana n’y Malagasy.
Danger imminent.
N’inona Izay mety lazain’ n’y Constitution, tokony hahatsiaro saina n’y MAPAR fa Ho tapa la ny famatsiambola avy Any ivelany Raha mizizo n’y Ho PM eo Rizareo.
Le MAPAR pense que Mada peut fonctionner sans la coopération internationale sans qui on pourra pas payer tous les services publics et les salaires.
On sait que durant la transition, DJ et Cie a payé les salaires et indemnités des dirigeants et non les indemnités des paramédicaux, des enseignants, des médecins.
L’État paie ses fonctionnaires et ça lui suffit !
Alors il faudra apprendre à nous débrouiller par nos propres moyens, cela ne pourra que nous grandir un peu plus !!!
STOP à l’assistanat d’où qu’il vient !
AKORY LAHALY,
JANSI,
nous débrouiller tous seuls est une bonne idée......MAIS est-ce la REALITE.....?......!!!!
la situation politique actuelle augure un PUTSCH TRES PROCHE.....une crise politique inévitable....
la CI et les financements des institutions sont nécessaires.....MAIS exigent une STABILITE.....
NB:je viens de rentrer du pays
Iarivo :
2 008 : 1euro=2 500 MGA
2 009 ; 1euro=2 700 MGA
Durant la Trasition de la révolution orange :
2 010/2 012...vers:1euro = 2 800 MGA
2 013...1euro = 2 900 MGA
2 014...1euro frôle les 3 100 MGA
21 janvier 2 014 : 1euro = 3 080 MGA
18 Février 2 014 : 1 euro = 3 180 MGA
20 Févier 2 014 : 1 euro = 3 198 MGA
Créances Directes ou Indirectes de l’Etat Malgache :
46 169 995 129,29 MGA
Aide Française au Développement (-AFD-) :
9,4 Milliards d’euros ( sous toute réserve-) avec un euro à 3 198,ce 21/02/14
Vous dîtes :"QUOI ?" exactement.
Basile RAMAHEFARISOA-1943
b.ramahefarisoa@gmail.com
basile RAMAHEFARISOA-1943
b.ramahefarisoaàgmail.com
Bonne Année 2 014 ,Cher AMI =="CHE TARANAKA"==
Ne poussez pas notre PAYS vers l’image de l’UKRAINE.
="ON ATTAQUE LES FORCES DE L’ORDRE..on se plaint,APRES" !
Cordialement !
Basile RAMAHEFARISOA-1943
b.ramahefarisoa@gmail.com
"Alors il faudra apprendre à nous débrouiller par nos propres moyens, cela ne pourra que nous grandir un peu plus !!! STOP à l’assistanat d’où qu’il vient !" : Se débrouiller pour nous malgache consiste a continuer tous les trafics de tous genre des richesses du pays ainsi que la corruption.Vous faites partie certainement des gens qui se sont bien débrouillés et profités de la richesse du pays durant ces transitions pour pouvoir débiter ce genre de bêtises.
Bien entendu, on n`a pas besoin d`assistanat si nos gouvernants ne pillent pas le pays comme ils ont fait depuis des décennies. Vu la malhonnêteté intellectuelle de ces dirigeants (même si on la capacité de gérer notre nation), on a quand même besoin de la CI pour faire les gendarmes.Il n`y a qu`a prendre un ex tout simple : Il a fallu que la CI fasse la feuille de route, mettre en place un gouvernement d`union Nationale pour pouvoir organiser les élections présidentielles et législatives.
Donc, l`arrêt de l`assistanat ou la débrouille ne sont pas encore dans l`immédiat.
Mon cher Basile est-tu vraiment quelqu’un perdu dans l’oublie total de la réalité de 2002-2008 mais comprends tu au moins qui a fait monté l’euro de 1200 Ar à 2500 Ar c’était votre patron de TIKOLAND qui a détaxé pendant 2 ans (voiture utilitaires pour qui ?????? tiko peut être, les produits info ect......) alors a toi de voir qui et qui ruine le pays pour son besoin personnel. VIVE LA REVOLUTION ORANGE ET OUT LES MONOPOLISTES ET DICTATEURS POLITIQUE
Mila mitsikaraka tokoa ny Malagasy. Miala @ ny zava-misy eto Madagasikara : tany, rano, ranomasina, saina Malagasy, Lalana Malagasy, soatoavina Malagasy. Tsy hiandry na hiankina lava @ ny famatsiam-bola avy any ivelany. Sady tsy hisy izany olona hanampy fotsiny @ izao zany e ! Tsy maintsy mila tambiny avokoa ny firenena mpamatsy vola, i.e. misy tombotsoan’izy ireo goavana eto, ary mety eto ihany koa no hahitany ny akora ilaina izay tsy misy eran-tany. Izany tsy midika velively fa mionokonona irery isika ! Mila mivelatra na @ varotra iraisam-pirenena, na ara-tsiansa, teknolojia, fianarana, fiompiana, fambolena,sns.... Ny tsara hiantomboana sy fotorana mba ho mafy riana dia ny rafitra hitantanana ny Firenena, ireo andrim-panjakana misy ao aminy, ny Lalana mifampifehy ny mpitondra sy ny mponina Malagasy. Tokony hijoro ny fifampijerena, fifanaraha-maso ny asa voatapaka eo @ fanatanterahana izany, ny teti-bola ho entimanana ny asa rehetra, ny fifanampiana sy fifanarahana amin’ny fitondrana ny sampana fiasana rhetra mba hisorohana ny fanapara-pahefana ! Raha toa mantsy tsara fototra avokoa isika, ara-tsaina, ara-pitaovana sy tetika dia tsy hanano-sarotra ny fitsikarahana mba hijoro @ tongony roa sy hanana ny hazo-damisony ity Nosy mamintsika ity ! Tsy nofy na revy izany, fa kosa azo tanterahina tsara ! Mila hezaka, finiavana, fahatokisan-tena. Tsy ny korontan-dava, ady lava,vono-olona lava, halatra, tsy fangaraharana, fandikan-dalana no hanjaka eto, toy izay mitranga any Okraina(toa mila hitovy ny nitranga teto t@ 2009 mihitsy ity raha2 ity), Ejypta, Lybia, Iraka, sns... fa kosa ny lamina, rindra, fahamarinana, fahaleovan-tena marina, fiandrianam-pirenena, ny maha-Malagasy no tanjona, miala @ zava-misy eto, mifototra @ Lalampanorenana vaovao mitsinjo lavitra sy ny mponina, faritra ; mibanjina ny Nosy iray manontolo ! Vita izany raha miara-misalahy manomboka ifotony isika !