Radio nakatona tao Toamasina
Efa naverina ve ireo fitaovana nogiazana ?
mardi 22 janvier 2008 |
| 386 visites
Fanapahan-kevitra nahafaly ny maro ny namerenan’ny ministry ny filazam-baovao Bruno Andriantavison ny hisokafan’ireo radio miisa telo nakatona taona maro lasa izay tao Toamasina. Ny fisian’ny tsy fanarahan-dalàna no isan’ny nanakatonana ireto radio ireto, ary tsaroan’ny rehetra tsara fa isan’ny nogiazana niaraka tamin’ny fanakatoanana ireto radio ireto ireo fitaovana tao amin’ny radio sasany tany Toamasina. Ny fikambanan’ny mpanao gazety amin’ny onjam-peo tsy miankina AJRP dia naneho ny fahavononany (...)