IMMR
Nitsangana tamin’ny maty
samedi 2 février 2008 |
| 873 visites
Aina ity, hoy Rainimanonja, ka aleo atambatra haingana ny hery. Ny tsy hisian’ny faty antoka momba ny fifidianana izay hatrehantsika atsy ho atsy no antony. Io no hita taratra amin’ireo manohana ny filoha amperin’asa nandritra ny fifidianana izay ho filoham-pirenena farany teo ireny, dia ny IMMR izany. Atambatra ny hery, ary ho jerena izay hifanarahana sy hifanohanana manoloana ny fifidianana izay ho atao atsy ho atsy, ka hifandrombonanan’ny Teza, TIM, AMF/3FM, ary ny Arema matotra. Mandady ny (...)