Tsena Anosibe
Fivarotana 5 indray no may
mardi 29 janvier 2008 |
| 390 visites
Trano fivarotana miisa 5 no may tao anatin’ny tsenan’Anosibe tamin’ny alin’ny alahady tokony ho tamin’ny 8 ora teo ho eo ka nahamaizana ireo entana rehetra tamin’ireo fivarotana ireo. Araka ny fitantaran’AtoaRandriamparany Jean Dieudonné tompon’ny fivarotana trondromaina, niharan’ny fahavoazana dia fotoana tsy fisian’ny mpivarotra misokatra intsony izany amin’ny 8 ora alina izany, ka efa namono ny afo ny « pompier » vao nantsoina any an-tranony eny akaikin’ny làlamby ry zareo, ary entana efa kilan’ny (...)