Mpanolontsaim-paritra
Tsy nahataitra ny maro
mercredi 6 février 2008 |
| 271 visites
Nifarana omaly tamin’ny 5 ora hariva ny fametrahana ireo antotan-taratasy filatsahan-kofidiana izay ho mpanolontsaim-paritra eto Madagasikara. Raha ny teto andrenivohitra manokana, dia tsy nisy afa-tsy ny kandida TIM no nanatitra izany tamin’ny ora farany. Nisy ihany koa ny kandida manalasala iray izay nokilasian’ny maro ho tsy matotra satria na ny biletany aza tsy nisy fony ity vehivahy ity nilatsaka ho ben’ny tanàna teto andrenivohitra farany teo. Toerana dimy no hiadiana raha ny eto (...)