Lalàm-pifidianana
Ho lasa lavenona ?
lundi 7 janvier 2008 |
| 323 visites
Tsy manisy resaka ny momba ny fanitsiana ny lalàm-pifidianana eto Madagasikara intsony ny mpitondra fanjakana ankehitriny, ka ny eo amin’ny fanoherana sisa no mbola manao litania io. Lalàna iray ahafahana mampanjaka ny demokrasia eto Madagasikara anefa io fanovana io, ary na ingahy Rakotovazaha Olivier, SG ao amin’ny antoko MFM, aza tao amin’ny fahita lavitra tsy miankina iray ny faran’ny herinandro teo, dia nanambara fa efa tamin’ny taona 2000 ny antoko politika maro no nitaky io, ary maro (...)