Antoko AKFM
Fandraisana andraikitra ny tsy mifidy
mercredi 6 février 2008 |
| 267 visites
« Tsy hakanosana ny tsy filatsahana ho fidiana, fa isan’ny fandraisana andraikitra ihany koa ny tsy miditra amin’ny sehatra tahaka izany. Kizo ny fanatanterahina ny fifidianana, ka tsy hiroboka amin’ny tetika maloton’ny fitondrana izahay ». Isan’ny nambaran’ny antoko AKFM ny tokony hanitsiana ny lalam-pifidianana. Io no fototry ny olana, satria nisy ny fahavoazana nihatra tamin’ny mpikambana tao amin’izany antoko izany raha nilatsaka ho fidiana nandritra ireny fifidianana nifanesy farany teo ireny (...)