Mitsipaka an-dRavalo ny Teza
Saingy mbola mialokaloka i Moxe
mardi 30 octobre 2007 |
| 1050 visites
Ny fiainam-pirenena tsy hananankavana, ary izay voasoratra aoka tsy ho dikaina. Io no fanambarana nataon’ingahy Moxe Ramandimbilahitra izay mpanolon-tsaina manokan’i Filoha Ravalomanana raha nivahiny tao amin’ny fandaharan’i Aceem Radio ny alahady lasa teo. Efa ela no nametrahan’ity antoko ity ny tsy tokony hanomezana fiara 4X4 ny solombavam-bahoaka, izay miteraka fandaniana eo amin’ny kitampom-polam-panjakana. Ny filohan’ny Repoblika kosa anefa dia manana ny fahefana feno amin’ny heveriny (...)