Fisondrotry ny vidim-piainana
Samy manao izay saim-pantany...
lundi 14 janvier 2008 |
| 578 visites
Tsy misoko mangina intsony ny fiakaran’ny vidim-piainana, indrindra eto an-drenivohitra fa dia efa miharihary mihitsy ka tsy misy hisafidianana intsony ny vidin-javatra. Tsy hita intsony ilay fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa. Ny zavatra rehetra ilaina amin’ny fiainana andavanandro mihitsy no niaka-bidy. Anisan’izany aloha ny sakafo vita amin’ny ronono izay tsy hiadian-kevitra fa efa ny manan-katao sisa no mahazaka ny vidiny.
Tamin’ny volana desambra teo dia niakatra hatrany amin’ny ar (...)