Fitoriana vaovao mahafaly
Hiverina an-tsehatra i Klarys
jeudi 17 janvier 2008 |
| 491 visites
Hiverina an-tsehatra i Klarys amin’ity taona 2008 ity raha tamin’ny volana jona 2000 izy no niakatra an-tsehatra farany tao Antsahamanitra. Toriteny an-kira efa fanaony, miaraka amin’ny mozika mafana no entiny indray hitoriana ny filazantsara. Tsy nipetram-potsiny anefa izy fa niketrika raki-tsary sy raki-kira ahitana hira miisa 6 avy, ankoatry ny hira miisa 60 vita fandraisam-peo. Efa mivoaka eny amin’ny Fuji film eny Talatamaty ireto raki-kira ireto ary ahitana izany koa eny amin’ny « press (...)