Faritra Analamanga
Izay miasa no ampiana
jeudi 13 mars 2008 |
| 302 visites
Kaominina Talata Volonondry sy distrikan’ny Vakin’i Mananara. Ireo no toerana notsidihan’ny lehiben’ny faritra Analamanga, Ratsimbazafy Fidy, ny talata lasa teo. Teo aloha ny fihaonana voalohany tamin’ny mponina, hatramin’ny nandraisany ny toerany, fa teo ihany koa ny fanolorana fanampiana ireto traboina taorian’ny fandalovan’ny rivodoza farany teo sy ireo vahoaka sahirana.
Ankoatry ny fanomezana avy amin’ny filoham-pirenena sy ny Faritra moa, dia nisy ihany ny tolotra avy amin’ny ministeran’ny (...)