Antoko TIM
Miroso amin’ny fifanakalozan-kevitra
lundi 10 mars 2008 |
| 246 visites
Tsy ny TIM no matahotra ady hevitra fa misy fotoana ny zava-drehetra. Fifanankalozan-kevitra amin’ny mpianatra, ny mpandraharaha sy ny vehivavy ary ny mpanao fanatanjahan-tena. Ireo no hita ho fihetsika nataon’ny antoko TIM nandritra izay fampielezan-kevitra izay. Midika fa vonona ny hifanakalo hevitra amin’ny hery rehetra ity antoko ity hoy ireo kandida raha niroso tamin’io fampielezan-kevitra io ry zareo ny faran’ny herinandro teo.
Tetsy amin’ny Galerie Kamoula Analakely ny sabotsy hariva teo, (...)