Fampielezan-kevitra
Manomboka liana ny olona
jeudi 13 mars 2008 |
| 279 visites
Tsy rototra nefa manongilan-tsofina. Io no hita amin'ny fampielezan-kevitra eto amin'ny tanàna. Asa na leon'ny fampanantenana isan-karazany fanaon'ny kandida ny vahoaka no tsy maha-rototra azy manatrika ny propagandy, ka zary mangadihady hatrany ny famoriam-bahoaka ataon'ny kandidà.
Ny hita anefa dia liana amin'ny tena andraikitry ny mpanolon-tsaim-paritra ny maro. Hita io amin'ny resaka eny an-tsena rehetra eny. Manomboka mifantoka any amin'ny fifidianana amin'ny alahady ihany koa ny (...)