Antoko TIM
Tafapetraka ny rafitra, manomboka ny asa
mercredi 19 mars 2008 |
| 260 visites
Afapo tamin’ny vokatra ny TIM. Toerana maro no lasany. Na dia mbola tsy vokatra ofisialy aza no hita, dia efa manana toky ny antoko Tiako I Madagasikara fa hibata ny amboara maro nandritra ny fifidianana farany teo. Omaly hariva dia nihaona tetsy Ankorondrano ireo birao politikan’ny TIM, izay nandinika ny vokatry ny latsa-bato nataon’ny Malagasy ny alahady teo. Nandritra io ihany koa ny nisaoran’ny mpitarika ity antoko ity ny vahoaka Malagasy nanefa ampilaminana ny safidiny. Vita iny ny dingana (...)