Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 28 mars 2024
Antananarivo | 19h28
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • Ny Andriana RAMBOATIANA ANDRIANARINOHATRA William

    samedi 24 février |  653 visites
    « Fa ny fahasoavan'Andriamaintra no nahatoy izao ahy » (I kor. 15:30) Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : Ny Andriana RAMBOATIANA ANDRIANARINOHATRA William Dia niamboho ny Talata 20 febroary 2024 teo amin'ny faha 72 taonany. hoy, Ny vadiny : RAMBOATIANA RAZAFIMAHALEO Constance Ny zanany : RAJOBSON Sandratana sy Tina ANDRETSEHENO Serge sy Fanja Ny zafikeliny : Nathan, Ethan, Steven, Grace, Mathéis Ny (...)
  • RAKOTOMAMPIONONA

    vendredi 8 septembre 2023 |  330 visites
    Noho ny fihavanana, ary amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny mamato-kavana, Ray aman-drenintsika : RAKOTOMAMPIONONA Talen’ny Fampandrosoana ny Faritra Imoron’i Mania na DDR 2004 -2019 Dia nody mandry teo amin’ny faha – 77 taonany. Hoy : Ny vadiny : RAVAONIRINA Ny zanany : RAKOTOMAMPIONONA Noro Nirina sy Claude Ny zafiny : Soanala Coralie sy Rianala Angélie Ny iray tampo aminy : RANDRIANARISAONA mianakavy Ny iray tampo amin'vadiny : (...)
  • Ny Andriambavy RAZAFINDRATANDRA RANDRIANOME Noël Jeannine

    lundi 10 octobre 2022 |  624 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany hody any Aminy ny zoma 07 oktobra 2022 ny malalanay : Ny Andriambavy RAZAFINDRATANDRA RANDRIANOME Noël Jeannine (Vady navelan’Itompokolahy RANDRIANOME Paul) Commandeur de l’Ordre National Malagasy Chevalier de l’Ordre Pro Deo et Ecclesia de Madagascar rehefa nivahiny 91 taona teto an-tany ary nahazo ny sakramenta farany fanomen’ny Eglizy ny zanany. Hoy, Ny zanany : Itpkl RAMANAMIHANTATSOARANA Louis Ange sy Itpkv Marie-Louise Itpkv RANDRIANOME (...)
  • RAKOTONDRASANJY Vololoniaina Holy

    mercredi 9 février 2022 |  421 visites
    Jeremia 29:11 « Fa izaho dia mahalala ny hevitro ny aminareo, teny marin'ny Tompo, dia hevitra hampiadanana fa tsy hampahoriana, mba hanome anareo andro any ho any sy fanantenana. » Amin'ny finoana ny fitsanganana amin'ny maty ary ny fiainana mandrakizay no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAKOTONDRASANJY Vololoniaina Holy (teraka RATSIMBAZAFY) Directeur Commercial, DHL Global Forwarding Dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny alahady 06 febroary 2022 rehefa nivahiny 48 taona (...)
  • VAVA Justin

    lundi 22 mars 2021 |  163 visites
    Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : VAVA Justin Dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny Asabotsy 20 Martsa 2021 tany Toamasina rehefa nivahiny 73 teto an-tany. Ny vadiny : BANA Gisèle Henriette Ny zanany : VAVA Arnelle VAVA Christian Christophe VAVA Stephano Alexandre VAVA Arnaud Séverin VAVA Jean Pierrot Ny zafiny : Sofiane, Alexandra, Alexy, Paul, Safidy, Mavih, Kenzo Ny iray tampo aminy, Ny iray tampo amin'ny vadiny, Ny fianakaviana manontolo. (...)
  • Zakavola Andriantsiferana

    dimanche 21 mars 2021 |  772 visites
    “I have fought a good fight, I have finished my course, I have kept the faith” Timothy 4:7 (KJV) Ny Malalanay: ZAKAVOLA ANDRIANTSIFERANA Fondateur & Gérant MUST TECHNO SARL Dia nantsoin’Andriamanitra hody any Aminy teo amin’ny faha 55 taonany ny Alakamisy 18 Martsa 2021 Hoy: Ny vadiny: Princia RATRIMO ANDRIANTSIFERANA Ny zanany: Kareen Miharivola ANDRIANTSIFERANA Mickaella Henintsoa ANDRIANTSIFERANA Ny rafozany: Raharisoa RATRIMO Ny iray tampo (...)
  • RAZAFINDRAMBOA RAFARAMARO Thérèse

    vendredi 5 mars 2021 |  584 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany hody any Aminy ny 27 febroary 2021, ny malalanay: RAZAFINDRAMBOA RAFARAMARO Thérèse Vady navelan’Itompokolahy RAZAFINDRAMBOA Evariste rehefa nampindraminy anay nandritra ny 94 taona ary nahazo ny sakramenta farany fanomen’ny Eglizy ny zanany. Hoy, Ny Zanany : Julia CORBOU, vady navelan’Itl Charles CORBOU Alexandre DEWINTER Guy RAFAZAFINDRAMBOA sy Elisabeth PAREY Ny zafiny : Maud, Justine, Olivier sy Chloé RAZAFINDRAMBOA, Claire sy Anne COLIN Bertrand CORBOU, (...)
  • RAZAFINJATOVO Andrianantenaina Roland

    vendredi 14 août 2020 |  737 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RAZAFINJATOVO Andrianantenaina Roland Ingénieur en Informatique dia niamboho ny Talata 11 Aogositra 2020 rehefa nivahiny 71 taona teto an-tany. Hoy Ny vadiny : Monique RAZAFIMANDIMBY, Ny zanany : Carole RAZAFINJATOVO sy Thierry LE COQ Laurence RAZAFINJATOVO sy Robin CLEMENT Rudy RAZAFINJATOVO sy Marina HIRMANI, Ny zafikeliny : Eliott Tovonirina sy Auguste Andrinirina CLEMENT (...)
  • RAZAKARIVELO Jean Robert Duchêne

    mercredi 12 août 2020 |  564 visites
    Isaoranay ANDRIAMANITRA nanome anay an’i RAZAKARIVELO Jean Robert Duchêne (Baby) (Mpiasan’ny SOLIMA misotro ronono) Nandritra ny 68 taona ka nahafahanay niara-niriaria taminy. Hoy, Ny vadiny : RAZAKARIVELO Florentine (Bodo) teraka RASOAMALALA Ny zanany : ANDRIAMOLALISOA Andy sy Mireille RASOAMIARAMANANA Haingo Tiana sy Nicole Ny zafiny : ANDRIAMOLALISOA Robby, Timothy, Tifany RASOAMIARAMANANA Matthéo, Mia, Maïa Ny Taizany : RABEFANIRAKA Eric Ny Mpiray anaka aminy : (...)
  • RABEMANANTSOA Marcel

    dimanche 19 juillet 2020 |  740 visites
    « Ary androtrizay ihany, rehefa hariva ny andro, dia hoy Izy taminy: Andeha isika hita ho eny am-pita. » (Marka 4:35) Sitraka Andriamanitra ny niantsony ny mpanompony : RABEMANANTSOA Marcel Vady navelan’i Itpkv RAMAHOLIMIHASO Ratsaraibe Ramiadamihaso Ny Zoma 17 Jolay 2020 teo amin’ny 90 taonany Hoy, Ny Zanany : Mino RABEMANANTSOA sy Ndriantsolo RANDRIAMAHEFA Landy RABEMANANTSOA sy Nirina RAKOTOSAONA Tovo RABEMANANTSOA sy Volatiana RATSIMBAZAFY Ny zafiny : Maro sy Hanja, Ando, Mialy sy (...)
  • RAZAFINDRAMAMBA Andria Navalina Vanessa

    samedi 14 septembre 2019 |  702 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAZAFINDRAMAMBA Andria Navalina Vanessa dia nodimandry ny Alahady 1 septambra 2019 teo amin'ny faha 39 taonany tany Bordeaux, France. Hoy, Ny vadiny : RAKOTOARIJAONA Lovatiana Claudio Ny zanany : RAKOTOARIJAONA Valimbavaka Cassie Ny ray aman-dreniny : RAZAFINDRAMAMBA Andria sy Lala Ny rafozany : RAKOTOARIJAONA Louis sy Irène Ny renibeny : RAHARISOA Odette (...)
  • RAJOELISOA Noro Razafitsara

    mercredi 12 septembre 2018 |  770 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay, no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay RAJOELISOA Noro Razafitsara Teraka RAMAHOLIMIHASO Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alahady 9 Septembra 2018 teo amin’ny faha 55 taonany. Hoy : Ny iray tampo aminy : RAJAONERA ANDRIAMBELO Hanta sy Fredy RAMAHOLIMIHASO RANDRIAMANANTENA Nivo Ny fianakaviana avy amin’ny vadiny : Itpkl RAJOELISOA Maurice Ny zana-drahavaviny : LE BRAS Aina sy Yann (...)
  • RAMANANDRAIBE Lucile Rasoamanalina

    mercredi 20 juin 2018 |  1135 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty ary ny fiainana mandrakizay, no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAMANANDRAIBE Lucile Rasoamanalina Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy ny Alatsinainy 18 Jona 2018 teo amin’ny faha 81 taonany. Hoy : Ny zanany : Hanta sy Fredy RAJAONERA ANDRIAMBELO Nivo RAMAHOLIMIHASO RANDRIAMANANTENA Noro RAJOELISOA Ny zafikeliny : Aina sy Yann LE BRAS Lova sy Andrianina RAJAONERA ANDRIAMBELO Tantely sy Ando RABEFANIRAKA Ando (...)
  • RASOAVELOMANANA Amélie

    samedi 10 juin 2017 |  1895 visites
    Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny mpanompony RASOAVELOMANANA Amélie (vady navelan’Itompokolahy RANDRIANAVALONA Richard) hiala sasatra any Aminy tamin’ny Zoma 2 jona 2017 tany Paris - FRANCE, rehefa nivahiny 85 taona teto an-tany. Hoy : Ny zanany : RANDRIANAVALONA Vololonirina sy ny zanany RANDRIANAVALONA Solofo sy ny zanaka aman-jafiny RAMBOANIAINA Harivelo sy ny zanaka aman-jafiny RAMAHOLIMIHASO Haja sy Liliane ary ny zanaka aman-jafiny GABAUD Jean François sy RANDRIANAVALONA Saholy ary (...)
  • RAMAROSAONA Zaïveline

    lundi 4 juillet 2016 |  2493 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty dia mampandre anareo izahay fa ny hava-malalanay : RAMAROSAONA Zaïveline teraka RAZAFINDRAKOTOHASINA Razanakiniarivololona Vady navelan’Itompokolahy RAMAROSAONA Emile Dia nantsoin’ny Ray hiala sasatra any Aminy ny Zoma 1 Jolay 2016 rehefa nivahiny 90 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : RAKOTOMALALA Ginette, Vady navelan’ Itompokolahy RAMAROSAONA Laurent RAMAROSAONA Soanoro Razanadravao Maria RAMAROSAONA Andrianaina Michael (...)
  • RAMAHEFARISOA Basile

    mercredi 8 juin 2016 | 24 commentaires |  3741 visites
    Noho ny fihavanana dia mampandre anareo havana, tapaka sy namana izahay, fa ny hava-malalanay : RAMAHEFARISOA Basile dia nodimandry ny Alahady 29 mey 2016 tany Paris (France) rehefa nivahiny 73 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RAMAHEFARISOA Henriette - teraka RAZAFINDRALAMBO (France) Ny zanany : RAMAHEFARISOA Marie Thérèse sy ny zanany (France) RAMAHEFARISOA Fara (France) Ny iray tampo aminy : Terak'Itpkl Andrianambomanana Augustin sy Itpkv Razafindrafara Louise Aimée Vady navelan'Itpkl (...)
  • RAZAFINTSALAMA Vero Nirina

    vendredi 25 mars 2016 |  1860 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa nodimandry ny Alahady 20 Martsa 2016 tany Mananara Avaratra ny hava-malalanay : RAZAFINTSALAMA Vero Nirina Présidente ONG LALANA Hoy, Ny reniny : Razafintsalama Beby Rakotomalala Ny iray tampo aminy : Razafindratsita Mamy sy Bodo Razafintsalama Ziva Ranaivoson Harifetra sy Noro Ny zanany : Razafindratsita Johary Razafindratsita Koloina Razafintsalama Liantsoa Razafintsalama Ranto (...)
  • RANDRIANAVALONA Sylvie

    mercredi 23 septembre 2015 |  2916 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantso ny mpanompony RANDRIANAVALONA Sylvie (teraka RAKOTOMAVO) hiala sasatra any Aminy tamin’ny Zoma 18 septambra 2015 tany La Réunion, rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglisy ny zanany. Hoy : Ny vadiny : RANDRIANAVALONA Solofo Ny zanany : RABEMANAHAKA Liana sy Rindra RANDRIANAVALONA Miandra RANDRIANAVALONA Tsiory RANDRIANAVALONA Hioby RANDRIANAVALONA Sanda Ny reniny : RAKOTOMAVO RAZOVELOARIVAO Clarisse Ny rafozany : RANDRIANAVALONA RASOAVELOMANANA Amélie Ny (...)
  • Ny Andriambavy RAZANAMIHAMINA Joséphine Clarisse

    jeudi 18 décembre 2014 |  3346 visites
    Isaoranay Andriamanitra Fitiavana, nanome sy nampindrana anay ny Reny, Renibe, Zoky sy Havana malalanay nandritra ny 92 Taona Ny Andriambavy RAZANAMIHAMINA Joséphine Clarisse (Vady navelan'Itompokolahy ANDRIANTAFIKA Raberahona Emile) Mpampianatra tao amin'EPP Anosisoa Ambohimanarina izay niamboho tany Parisy ny Asabotsy faha 13 Desambra 2014. Hoy : Ny zanany : Drs ANDRIANTAFIKA Joseph sy Heritiana (Paris) RANDREMBASON Paul, vady navelan'Itpkvavy RAVAOARIMANGA Jacqueline ANDRIANTAFIKA (...)
  • RAMANANTSIAROVANA Marcel Solofoniaina

    vendredi 11 juillet 2014 |  2941 visites
    Amin'ny Finoana sy Fanantenana ny Fitsanganana ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin'ny Malalanay : RAMANANTSIAROVANA Marcel Solofoniaina Ex PDG de la Société VY - TAOBAVY Commandeur de l'Ordre National Past District Gouverneur du ROTARY International PHF ny Sabotsy 28 Jona 2014 rehefa nivahiny 70 taona teto an-tany Hoy : Ny Vadiny : Chantal RAMANANTSIAROVANA née MACE Ny Zanany : Alban sy Fara RAMANANTSIAROVANA Romain sy Stéphanie RAMANANTSIAROVANA Thibaut (...)

0 | 20 | 40 | 60 | 80 | 100 | 120 | 140 | 160 | ... | 300

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS