Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 6 mai 2021
Antananarivo | 00h47
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • RAVONINJATOVO William

    vendredi 31 octobre 2008 |  4770 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesinay anareo, fa sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny hava-malalanay : RAVONINJATOVO William Ingénieur agronome Grand Officier de l’Ordre National Ny Talata 28 Octobra 2008 tany Durban (Afrique du Sud). Hoy, Ny vadiny : RAVONINJATOVO Jeannine Ny zanany : RAJAONARISON Faly sy Misa Hanitriniony RAVONINJATOVO Mboahangy Andriampeno RAVONINJATOVO Iariliva Andriatsihoarana Ny zafikeliny : RAJAONARISON Hendry (...)
  • ANDRIAMAHOLY SOLOMAMPIONONA RAMAHARO

    jeudi 30 octobre 2008 |  3272 visites
    « Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay». ANDRIAMAHOLY SOLOMAMPIONONA RAMAHARO Chevalier de l’Ordre National Mpiasan'ny SME dia nodimandry ny Alarobia 29 Oktobra 2008 teo amin’ny faha-59 taonany. Hoy, Ny vadiny : RAZAKAHARISOA Jacqueline Ny zanany : RANDRIANALIMANANA sy Vero ANDRIAMAHOLY Mandaniaina M. Ny iray tampo aminy RAVELOMANANTSOA Julie sy ny zanaka aman-jafiny RAZAIARISOA Beby sy ny zanaka aman-jafiny (...)
  • ANDRIANJAFY Jacob Michel

    jeudi 16 octobre 2008 |  4214 visites
    « Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no nahatoa izao ahy». Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : ANDRIANJAFY Jacob Michel dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata 14 oktobra 2008, teo amin’ny faha-79 taonany. Hoy, Ny vadiny : RASOANIRINA Merline Ny zanany : RAJAOBELINA Josoa sy Nilo RASOANIRAINY Adolph sy Volana ANDRIANJAFY Solofo sy Norosoa ANDRIANJAFY Fidy sy Tiana RASAMINAIVO Lanja sy Lanto ANDRIAMBOAVONJY Michel sy Noro (...)
  • ANDRIANJAFY Jacob Michel

    mercredi 15 octobre 2008 |  2691 visites
    « Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy». Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : ANDRIANJAFY Jacob Michel dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny talata 14 oktobra 2008 teo amin’ny faha-79 taonany. Hoy, Ny vadiny : RASOANIRINA Merline Ny zanany : RAJAOBELINA Josoa sy Nilo RASOANIRAINY Adolph sy Volana ANDRIANJAFY Solofo sy Norosoa ANDRIANJAFY Fidy sy Tiana RASAMINAIVO Lanja sy Lanto ANDRIAMBOAVONJY Michel sy Noro (...)
  • RAZAFINORO Martine

    lundi 13 octobre 2008 |  3665 visites
    Amin'alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAZAFINORO Martine Mpiasan 'ny Paositra Malagasy Chevalier de l 'Ordre national Dia nantsoin’ny ny Ray hody any aminy ny sabotsy 11 octobre 2008 rehefa nivahiny 53 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : BERA Narson (Narcisse) Ny zanany : ANDRIANARIBAKO Josia Narcisse mivady SOLOMAMPIONONA Zo Narcisse mivady ANDRIANARISOLOFO Rindra Narcisse RAZAIARISOA Marie Laurence mivady Ny zafiny : RAMORAITSARA Asley RAMORAITSARA (...)
  • RAHARISON Sylvia

    vendredi 10 octobre 2008 |  4405 visites
    Amin’ny finoana sy fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesany anareo fa ny hava-malalanay : RAHARISON Sylvia (Teraka RAMAMONJISOA) Assistante de direction FID dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-7 oktobra 2008 Hoy, Ny vadiny : Franck RAHARISON Ny reniny : Ramamonjisoa Christine Ny Zanany : Thierry RAHARISON sy Haga Niaina sy ny zanany Christophe RAHARISON sy Mireille sy ny zanany Ny iray tampo aminy : Terak’Itompokolahy Ramamonjisoa Gaby sy Mireille Razafindrazaka (...)
  • RAHARISON Sylvia

    jeudi 9 octobre 2008 |  2647 visites
    Amin’ny finoana sy fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesany anareo fa ny hava-malalanay : RAHARISON Sylvia (Assistante de direction FID) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-7 oktobra 2008 Hoy, Ny vadiny : Franck RAHARISON Ny reniny : Ramamonjisoa Christine Ny Zanany : Thierry RAHARISON sy Haga Niaina sy ny zanany Christophe RAHARISON sy Mireille sy ny zanany Ny iray tampo aminy : Terak’Itompokolahy Ramamonjisoa Gaby sy Mireille Razafindrazaka Ramamonjisoa Eric sy (...)
  • RAHARISON Sylvia

    mercredi 8 octobre 2008 |  2914 visites
    Amin’ny finoana sy fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesany anareo fa ny hava-malalanay : RAHARISON Sylvia (Assistante de direction FID) dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Talata faha-7 oktobra 2008 Hoy, Ny vadiny : Franck RAHARISON Ny reniny : Ramamonjisoa Christine Ny Zanany : Thierry RAHARISON sy Haga Niaina sy ny zanany Christophe RAHARISON sy Mireille sy ny zanany Ny iray tampo aminy : Terak’Itompokolahy Ramamonjisoa Gaby sy Mireille Razafindrazaka Ramamonjisoa Eric sy (...)
  • Docteur RAKOTOARIMANANA Denis Roland

    mardi 30 septembre 2008 |  4484 visites
    Nohon'ny fihavanana dia mampandre anareo izahay ny fodiamandrin'ny malalanay : Docteur RAKOTOARIMANANA Denis Roland Professeur émérite d'Université Recteur ny Oniversite ny Antananarivo teo aloha Doyen ny Faculté de Médecine Antananarivo teo aloha Directeur, Médecin Chef ny Hôpital Befelatanana teo aloha Past Président ny Rotary Club Anosy Président ny Fikambanana A505 Loholona Grand Croix de deuxième classe de l'Ordre National Malagasy tany Paris, ny 24 septambra 2008 rehefa nivahiny 72 taona teto (...)
  • ROBERSON Simon Andrianaivo

    mardi 30 septembre 2008 |  1803 visites
    Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin'ny AIR MADAGASCAR Dia mompandre amin'alahelo lehibe ny fahalasanana tamin'ny : SABOTSY 27 SEPTAMBRA 2008 ny mpiara-miasa aminy : Andriamatoa ROBERSON Simon Andrianaivo
  • Docteur RAKOTOARIMANANA Denis Roland

    vendredi 26 septembre 2008 |  3021 visites
    Nohon'ny fihavanana dia mampandre anareo izahay ny fodiamandrin'ny malalanay : Docteur RAKOTOARIMANANA Denis Roland Professeur émérite d'Université Recteur ny Université Antananarivo teo aloha Doyen ny Faculté de médecine Antananarivo teo aloha Directeur, Médecin Chef ny hôpital Befelatanana teo aloha Past Président ny Rotary Club Anosy Président ny Fikambanana ASDSLoholona Grand Croix de deuxième classe de l'Ordre National Malagasy Loholona tany Paris, ny 24 septambra 2008 rehefa nivahiny 72 taona (...)
  • RABEARINORO Jocelyne

    samedi 20 septembre 2008 |  2478 visites
    Ny Tale sy ny mpiara miasa aminy ao amin’ny Caisse d’Epargne de Madagascar dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny ALAKAMISY 18 Septambra ny mpiara miasa aminy : Ramatoa RABEARINORO Jocelyne (JACQUIS Razanarisoa) rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany. Ny nofony dia hiala ao amin’ny Lot II K 3 Andravoahangy Ambony ny Alatsinainy 22 Septambra 2008 amin’ny 6 ora, ary hoentina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny EEM Avaratranjoma alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny (...)
  • RAMANANTSOA Paul Emile

    samedi 20 septembre 2008 |  2241 visites
    « Misaora an’i Jehovah, ry Fanahiko ; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina ». (Sal 103:1) Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAMANANTSOA Paul Emile Administrateur civil de classe exceptionnelle retraité Officier de l’Ordre National Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 18 Septambra 2008 teo amin’ny faha 85 taonany. Hoy, Ny vadiny : RAZOARIMANANA Jeanne Ny zanany : RAHARIMANANA Ampère sy (...)
  • Clémentine Marie SAGOT

    vendredi 19 septembre 2008 |  1488 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantso ny Mpanompony : Clémentine Marie SAGOT (Vady navelan’i Tompokolahy Jean Marcel SAGOT) Tany Mananjary ny talata 17 septambra 2008 rehefa nivahiny 91 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : Maître Louis Sagot et Janine vadiny ary ny zanaka aman-jafiny Maître Anne Marie Sagot Docteur Marie France Sagot Madame Yolande Sagot Monsieur Henri Koller et Sylvie vadiny ary ny zanaka aman-jafiny Ny zafiny : Monsieur Frédéric Saucourt et Ghislaine vadiny Catherine Sagot (...)
  • Clémentine Marie SAGOT

    jeudi 18 septembre 2008 |  1413 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantso ny Mpanompony : Clémentine Marie SAGOT (Vady navelan’i Tompokolahy Jean Marcel SAGOT) Tany Mananjary ny talata 17 septambra 2008 rehefa nivahiny 91 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : Maître Louis Sagot et Janine vadiny ary ny zanaka aman-jafiny Maître Anne Marie Sagot Docteur Marie France Sagot Madame Yolande Sagot Monsieur Henri Koller et Sylvie vadiny ary ny zanaka aman-jafiny Ny zafiny : Monsieur Frédéric Saucourt et Ghislaine vadiny Catherine Sagot (...)
  • Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques

    jeudi 18 septembre 2008 |  2935 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa : Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques Directeur Propriétaire de l’Entreprise ECA Officier de l’Ordre national malagasy Chevalier du Mérite sportif Past Président Rotary Club Ivato Président de la Fédération malgache de Boule (1994 - 2004) Maire de la Commune rurale Fiaferana-Avaradrano (1999 - 2007) Dia niamboho rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany, ny alahady 14 septambra 2008. Hoy, Ny vadiny : Ravoaja Minotiana Mamisoa teraka (...)
  • Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques

    mercredi 17 septembre 2008 |  3384 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques Directeur Propriétaire de l’Entreprise ECA Officier de l’Ordre national malagasy Chevalier du Mérite sportif Past Président Rotary Club Ivato Président de la Fédération malgache de Boule (1994 - 2004) Maire de la Commune rurale Fiaferana-Avaradrano (1999 - 2007) Dia niamboho rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany, ny alahady 14 septambra 2008. Hoy, Ny vadiny : Ravoaja Minotiana Mamisoa teraka (...)
  • RAMAHEFAMANANA Herisoa Lalao

    mercredi 17 septembre 2008 |  1522 visites
    Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny : ALATSINAINY 15 SEPTAMBRA2008. Ny mpiara-miasa aminy Andriamatoa RAMAHEFAMANANA Herisoa Lalao
  • ANDRIAMANANTENA Georges - Rado

    mercredi 17 septembre 2008 |  5648 visites
    « Tsy ho takatry ny saiko Izay rehetra lahatrao Ny angatahako ry Raiko Aoka aho hatoky Anao ». Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo ny fiantsoan'Andriamanitra ny mpanompony : ANDRIAMANANTENA Georges (Rado) Grand Croix de deuxième classe de l'Ordre National Malagasy Mpikambana Mahefa ao amin'ny Akademia Malagasy ny 16 Septambra 2008 rehefa nivahiny 85 taona teto an-tany. Hoy, Ny Vadiny : Andriamanantena Ravololona Edwige Ny (...)
  • ANDRIANONIVELO RAZAFIARIVONY Marie

    vendredi 5 septembre 2008 |  3154 visites
    « Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy. » (I Korint. 15/10a) Isaoranay Andriamanitra nanome anay an’ i : ANDRIANONIVELO RAZAFIARIVONY Marie (Bebe Neny) nandritra ny 93 taona Izay niamboho ny Alarobia 3 Septambra 2008. Hoy, Ny Zanany : RAHAROLAHY Edelyn sy Bakoly ANDRIANONIVELO Daniel sy Sahondra (France) RAZAKASOA Aina Jean sy Aimée ANDRlANONIVELO Simon sy Arlie (France) ANDRIANONIVELO Andriamparany sy Liliane Ny Zafiny, ny Zafiafiny Ny Iray Tampo aminy : (...)

0 | 20 | 40 | 60 | 80 | 100 | 120 | 140 | 160 | ... | 280

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS