Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 6 mai 2021
Antananarivo | 00h47
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • Ny Andriambavy RAZAFIMAHALEO - DOMENICHINI Jacqueline

    samedi 20 août 2011 |  3634 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fisanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : Ny Andriambavy Jacqueline RAZAFIMAHALEO - DOMENICHINI (épouse Domenichini RAMIARAMANANA) Paul Harris Fellow Rotary International dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny Talata 16 Aogositra 2011 rehefa nahazo ny sakramenta fanomen'ny Eglizy ny zanany. Hoy, Ny vadiny : Michel D. RAMIARAMANANA Ny rafozany : Jean Pierre DOMENICHINI Ny iray tampo aminy : Terak'Itpkv Gisèle (...)
  • RAZANAJAONA Marie-Ernestine

    samedi 6 août 2011 |  1713 visites
    « Fa izaho dia ny ho akaikin'Andriamanitra no mahatsara ahy; Ianao Jehovah Tompo ô, no nataoko aroko, Mba hilaza ny asanao rehetra aho ». (Salamo 73:28) Isaoranay lehibe Andriamanitra Fitiavana, nampindrana anay nandritry ny 88 taona ny malalanay, RAZANAJAONA Marie-Ernestine (Vady navelan’Itpklahy RATOVOARISON Prosper) - Sage-femme d'Etat retraitée - Ancienne Monitrice à l'Ecole de Sages femmes de Befelatànana - Chevalier de lOrdre National Malagasy izay nodimandry tao amin'ny Centre (...)
  • RABESAHALA Marie Gisèle Aimée

    mercredi 29 juin 2011 |  2485 visites
    Amin'alahelo lehibe no ampandrenesanay ny nahalasana'ny Malalanay : RABESAHALA Marie Gisèle Aimée (GISOU) Mpanorina sy Filoha Nasionaly FIFANAMPIANA MALAGASY Mpanorina sy mambran'ny Komitin'ny Fanoratana Gazety IMONGO VAOVAO Mpanorina sy Sekretera Jeneraly, Mpanolontsaina Politikan'ny Antoko AKFM Mpanorina ny Antoko UPM (Union du Peuple Malgache) Mpanorina ny Sendika FISEMA sy filoham-boninahitry ny Sendika FISEMARE Mpanolontsainan'ny Tanànan'Antananarivo Renivohitra Solombavam-bahoakan'i (...)
  • Marco RATSIMBA

    mercredi 18 mai 2011 |  2881 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay fa ny malalanay : Marco RATSIMBA Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alahady 17 aprily 2011 tany Paris rehefa nivahiny 17 taona teto an-tany. Hoy : Ny Ray aman-dReniny : Lanto sy Misa RATSIMBA Ny zandriny : Andréa Ny fianakaviana dia maniry hampody ny razana any antanindrazana. « Ny entan-jaraina mora zaka », koa manao antso avo ho amin’ny fanampiana ara-bola ny fianakaviana amin’ny fikarakarana ny « (...)
  • RAOLIARISOA Sugie

    mardi 15 février 2011 |  1933 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RAOLIARISOA Sugie Dia niamboho tamin’ny asabotsy 12 Fébroary 2011 tany Toamasina (Madagasikara) rehefa nivahiny 82 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : Henri sy Léa RAKOTOARY (France) Patricia ANDEREGG (Suisse) Gérard sy Béatrice RAKOTOARY Jean-Jacques sy Elisa LUCE (France) Franck sy Solange NIEDERGANG (Singapour) Ny zafikeliny : Nicolas RAKOTOARY Michael sy Hélène DEBIZE Stephane DEBIZE Harley (...)
  • ANDRIANKOTO NASOLO ANDRIANALY

    mardi 4 janvier 2011 |  1728 visites
    Tompoko, Amin'ny finoana sy ny fanantenana no ampandrenesanay anareo ny fodia-mandrin'ny hava-malalanay : ANDRIANKOTO NASOLO ANDRIANALY rehefa nivahiny 55 taona teto antany Hoy : Ny vadiny : RAVONIARISOA Martine Ny zanany : ANDRIANKOTO Miaritsoa sy Toky ANDRIANKOTO Mampianina sy Noro ANDRIANKOTO Naly Manamahefa ANDRIANKOTO Laingonirina sy Jimmy ANDRIANKOTO Mahefa Manampamonjy ANDRIANKOTO Ny Aina Finaritraly Ny zafiny : Fitahiana, Mamisoa Ny reniny : Rtoa RAVELOMAHEFA Andrianaly (...)
  • RAZAIARIVELO Jeanne

    jeudi 9 décembre 2010 |  919 visites
    Tompoko Sitrak'Andriamanitra no niantsony ny malalanay RAZAIARIVELO Jeanne hody any aminy ny faha 21 Novambra 2010 Hoy Ny vadiny RANDRIAMASINONY Luc Arijaona Ny zanany RAHERIARISON Yves et RANDRIAMASINONY Herilala MASAGUE Jean Pierre et MASAGUE RANDRIAMASINONY Soloarijaona (Perpigna-France) RANDRIAMASINONY Faraniaina RANDRIAMASINONY Benjamina Ny zafikeliny RAHERIARISON Onenantsoa Sarobidy Ny fianakaviana manontolo sy ny havana aman-tsakaiza ao Fianarantsoa,Antananarivo, ary Frantsa. Ny (...)
  • Ny Andriana RAMBOATIANA Andriamihoby Hajarivony Stephan

    samedi 23 octobre 2010 |  1798 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny hava-malalanay : Ny Andriana RAMBOATIANA Andriamihoby Hajarivony Stephan dia niamboho ny Zoma 22 oktobra 2010. hoy, Ny iray tampo aminy : RAMBOATIANA Jean Claude sy Hary ary ny zanaka aman-jafiny RAMBOATIANA William sy Constance ary ny zanaka aman-jafiny RAMBOATIANA Solonirina Rolland sy Minah ary ny zanaka aman-jafiny RAMBOATIANA Harivelina Maurice sy ANDRIAMANANTENA Ravo Irène sy ny zanany (...)
  • RAKOTONIAINA Simon

    vendredi 24 septembre 2010 |  1642 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RAKOTONIAINA Simon Dia niamboho tamin’ny alatsinainy 20 Septambra 2010 tany Genève (Suisse) rehefa nivahiny 79 taona teto an-tany. Hoy Ny vadiny : Irma RAKOTONIAINA (Teraka RAMAMONJISOA) Ny zanany : Patrick sy Patricia DUMONT (France) Jean-Claude sy Fara RAKOTONIAINA (USA) Massimo sy Gina GIANFREDA (Suisse) Ny zafikeliny : Kristell, Caroline, Stephan, Jessica, Frédérico Ny havany : (...)
  • RAKOTO Odilon

    mardi 7 septembre 2010 |  2540 visites
    Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa sitrak'Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony: RAKOTO Odilon Marie de l'Enfant Jésus Marcelle Espérance Teraka RAHAINGONIRINA (Mpiasan'ny ASECNA misotro ronono) (Chevalier de l'Ordre National) Ny Sabotsy faha 04 Septambra 2010, teo amin'ny faha 67 taonany, rehefa nahazo ny Sakramenta fanomen'ny Eglizy ny zanany. Hoy, Ny vadiny : RAKOTO Georges Roland Ny zanany: RAKOTO Angelica RAKOTO Georges Ninna sy (...)
  • Ny Andriana RAMANGASATA Emile

    mercredi 24 mars 2010 |  1777 visites
    Isaorana Andriamanitra nanomezany anay : Ny Andriana RAMANGASATA Emile Directeur Général retraité CIM Majunga (ex SOCTAM) Chevalier de l'Ordre National izay niamboho ny 21 Martsa 2010 teo amin'ny faha-77 taona. hoy, Ny Vadiny : RAMANGASATA Voahangy Nirina (teraka RAMISANAVALONA) Ny zanany : RAMANGASATA Rado A. sy Jeannine RAMANGASATA Haja S. sy Miarintseheno RAMANANANDRO Jaohy sy Irina Ny taizany : RAMAROSON Régis mivady sy ny zanany Ny zafikeliny : Tolotra sy Nantenaina, (...)
  • RAVELOJAONA Norosoa Vololoniaina

    samedi 9 janvier 2010 |  2807 visites
    Amin’ ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay RAVELOJAONA Norosoa Vololoniaina Dia nantsoin’ny Ray hody any Aminy, rehefa nivahiny 45 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RAVELOJAONA Hary-Lala Laurent Ny zanany : Helena sy Nicolas Ny ray aman-dreniny : RASOANDRAVAKA Jeannette, vady navelan’Itompokolahy RAKOTOARIMANGA Alfred RAVELOJAONA Ernest sy DISAINE Marthe Ny mpiray tampo aminy : Jully, Abel sy ny (...)
  • RAMAROSAONA Emile Joseph

    samedi 2 janvier 2010 |  3462 visites
    Milaza aminareo havana aman-tsakaiza izahay fa nodimandry tamin'ny talata 29 Desambra 2009 maraina ny malalanay : RAMAROSAONA Emile Joseph Minisitry ny Governemanta tamin'ny Repoblika Voalohany Commandeur de l'Ordre National (1971) Grosses Verdienstkreuz BRD rehefa nanatontosa ny anjara fanompoany ny Firenena, ny Fiangonana, ny Fianakaviany nandritry ny 86 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny: Razafindrakotohasina Razanakiniarivololona Zaïveline Ny zanany : Andriamanga Raharinosy (...)
  • Dr. RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo

    jeudi 24 décembre 2009 |  3722 visites
    Noho ny fitiavan’Andriamanitra dia nantsoiny hody any Aminy ny Talata 22 desambra 2009 ny zanany, Dr. RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo Mpitandrina FJKM Ambavahadimitafo Mpiandraikitra Foibe FJKM Mpampianatra ao amin’ny Faculté de Théologie Hoy: Ny vadiny : RANAIVOSON Faramalala Ny zanany : RASOAMANAMBELO Mialy Ny rafozany: RANAIVOSON Eugène Ny iray tampo aminy : RAKOTOHARINTSIFA Hery sy Holy ary Aina RAKOTOHARINTSIFA Ny Andry sy Dany Malala RAKOTOHARINTSIFA Oely Zo sy Murielle ary (...)
  • Dr RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo

    jeudi 24 décembre 2009 |  1105 visites
    Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, Fitandremana Ambavahadimitafo, Ny Biraom-piangonana, Ny Diakona sy ny Loholona, Ny Sampana sy Asa rehetra ary ireo Vaomiera, Ny Kristiana rehetra, Dia mampandre fa Dr RAKOTOHARINTSIFA Andrianjatovo Mpitandrina dia nodimandry ny Talata 22 Desambra 2009. Ny fandevenana dia ny Alakamisy 24 Desambra 2009 aorian’ny fotoam-pivavahana amin’ny 12 ora atoandro. «Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra». (Salamo (...)
  • RAMAMONJISOA Ollyvia Lalaharivelo

    lundi 14 décembre 2009 |  1957 visites
    Tompoko, Amin'ny finoana sy ny fanantenana no ampandrenesanay anareo ny fodia-mandrin'ny hava-malalanay : RAMAMONJISOA Ollyvia Lalaharivelo (née ANDRIAMAMPITA) Hoy : Ny vadiny : RAMAMONJISOA Josoa Z.A. Ny zanany : RAMAMONJISOA Nanja RAMAMONJISOA Naly Ny ray aman-dreniny : Terak'Itpkl RAVELOSON Georges Terak'Itpkl RANDRIAMAMPITA Felix Ny rafozany : RAVAOMANANORO Jeanne Ny iray tampo aminy : ANDRIAMAMPITA Guy mivady sy ny zanaka aman-jafiny ANDRIAMAMPITA Gemy mivady sy ny zanany (...)
  • RATRIMOARIVONY Aubert

    vendredi 29 mai 2009 |  4094 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RATRIMOARIVONY Aubert Dia niamboho tamin’ny Alahady 24 mey 2009 rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany Hoy: Ny vadiny: RATRIMOARIVONY RAFARAMALALA Angeline Ny zanany: RATRIMOARIVONY Haga RATRIMOARIVONY Malalatiana sy Kitsana CAM Ny zafikeliny: Soavina Loris Ny iray tampo aminy: RAMELISON Marie Josée sy ny zanaka aman-jafiny Dokotera RATRIMOARIVONY Claude sy Bodo ary ny zanaka aman-jafiny (...)
  • RATRIMOARIVONY Aubert

    mercredi 27 mai 2009 |  2666 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RATRIMOARIVONY Aubert Dia niamboho tamin’ny Alahady 24 mey 2009 rehefa nivahiny 59 taona teto an-tany Hoy: Ny vadiny: RATRIMOARIVONY RAFARAMALALA Angeline Ny zanany: RATRIMOARIVONY Haga RATRIMOARIVONY Malalatiana sy Kitsana CAM Ny zafikeliny: Soavina Loris Ny iray tampo aminy: RAMELISON Marie Josée sy ny zanaka aman-jafiny Dokotera RATRIMOARIVONY Claude sy Bodo ary ny zanaka aman-jafiny (...)
  • ANDRIAMAHOLY SOLOMAMPIONONA R.

    vendredi 31 octobre 2008 |  5491 visites
    « Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay». ANDRIAMAHOLY SOLOMAMPIONONA RAMAHARO Chevalier de l’Ordre National Mpiasan'ny SME dia nodimandry ny Alarobia 29 Oktobra 2008 teo amin’ny faha-59 taonany. Hoy, Ny vadiny : RAZAKAHARISOA Jacqueline Ny zanany : RANDRIANALIMANANA sy Vero ANDRIAMAHOLY Mandaniaina M. Ny iray tampo aminy : RAVELOMANANTSOA Julie sy ny zanaka aman-jafiny RAZAIARISOA Beby sy ny zanaka aman-jafiny (...)

0 | 20 | 40 | 60 | 80 | 100 | 120 | 140 | 160 | ... | 280

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS