Gidragidram-pifidianana
Mety hiala andaharana ny mpanohitra
mercredi 1er août 2007 |
| 227 visites
Ampy izay ny fizarazarana eo amin’ny samy mpanohitra, fa ny firaisana no hery izay no tanjona. Io no hery lehibe manosika ny mpanohitra rehetra amin’izao, saingy mbola misy ihany ny fiahiahiana tsy mampiray azy ireo ankehitriny. Isan’ny hevitra nivoitra teo amin’ny fivorian’ny mpanohitra tato ho ato io, ka isan’izany ilay nitranga tetsy amin’ny foiben’ny antoko AKFM Andravohangy ambony omaly. Ny fampiharana ny bileta tokana, ny fametrahana amin’ny tsy miankina ny fandrindràna ny fifidianana, (...)