Holafitry ny mpanao gazety
Tsy handray anjara ny AJRP
vendredi 18 janvier 2008 |
| 346 visites
Mifantoka betsaka any amin’izay hitantanana ny holafitry ny mpanao gazety ny ankamaroan’ny sain’ny maro, indrindra izay ho filohany hitondra azy mandritra ny telo taona. Rahoviana ihany koa ny tena daty marina hanatanterahina azy sy ny hikarakara izany fifidianana izany, satria maro ny mpanao gazety mitaky ny mba sehatra tsy miankina no hanomana io fifidianana io. Manoloana izany dia fantatra fa tsy handrotsaka olona ary tsy hanohana olona ho amin’izay ho filohan’ny holafitry ny mpanao gazety ny (...)