Fiaran’ny depiote
Nahoana no tsy « plaque rouge » ?
jeudi 31 janvier 2008 |
| 853 visites
Samy gaga ny rehetra raha nandre fa nahazo fiara tsy mataho-dàlana indray ny depiote vaovao etsy Tsimbazaza, na dia efa navoakan’ny filan-kevitry ny Governemanta aza fa tsy ahazo io tombontsoa iray intsony izay depiote lany eo, kanefa dia ny mifanohitra amin’izany no hita. Ny mampalahelo ny depiote hafa fotsiny, dia izay tsy TIM dia mbola tsy nahazo hatramin’izao, afa-tsy depiote iray, dia i Hary Kalizy izany. Raha ny fantatra dia tsy ho fananan’ny depiote itony fiara nomena hiasany itony fa (...)