Ampasampito : fitobian’ny fiara fitaterana vaovao
Nahazo fankasitrahana Rafalimanana Hery
mardi 27 novembre 2007 |
| 747 visites
Roa taona teo ho eo izay no nahazoan’ny fanjakana ny toerana fitobian’ny fiara etsy Ampasampito ka nohavaozina ho fihantsonan’ny fiara fitaterana manara-penitra. Fiaraha-miasan’ny tsy miankina sy ny fanjakana no nahatsanganana ity foto-drafitrasa ity izay nandaniana vola
Ar. 560 tapitrisa avy amin’ny kaominina tarihan’ny ben’ny tanàna Hery Rafalimanana, ary ny Ar. 350 tapitrisa dia avy amin’ny orinasa Jovenna. 4 volana no nanamboarana ity foto-drafitrasa ity izay manana velarana 6000 m2. Hita eto (...)