Fivorian’ny Antenimiera
Hilahatra ny mpiasa
mardi 23 octobre 2007 |
| 788 visites
Voaangona ny sonia amin’arivony nataon’ny mpiasa malagasy ho fanoherana ilay fampitomboana ilay 48 ora isan-kerinandro. Nahena ihany ho 15 andro ihany koa ilay 30 andro ho fialan-tsasatry ny mpiasa isan-taona. Io no tsy eken’ny rehetra, izay zo fototra hananan’ny mpiasa malagasy ny mahazo fialan-tsasatra araky ny tokony ho izy. Ny karama tsy miakatra ny vidim-piainana io hiarahana mahita io, kanefa toa teren-komasaka toa voalobo-java ilay ora hiasana. Hiainga etsy amin’ny Fisemare Ankadifotsy (...)