Ialy Rakotoniaina
Voarohirohy amin’ny fandorana trano
jeudi 21 juin 2007 |
| 3151 visites
Mbola voatazona ao amin’ny kaomisarian’i fianarantsoa hatramin’izao ny vadin’ny ben’ny tanànan’i Fianarantsoa teo aloha dia Ramatoa Ialy Rakotoniaina. Tafiditra amin’ny resaka fandorana ny Oniversiten’i Andrianjato no antony isamborana azy ny talata teo . Mahatratra 12 ireo voasambotra momba iny hain-trano iny, kanefa raha ny vaovao marim-pototra voaray tany an-toerana dia 9 sisa ireo mbola tazonina ao amin’ny tobin’ny Zandary sy ny Polisy any an-toerana. Ankazondrano, Tsaramandroso ary Ampasambazaha (...)