Sakafo eny amin’ny hotely
Miara-misondrotra ny vidin-javatra rehetra
mardi 12 février 2008 |
| 681 visites
Tao anatin’ny fisondrotry ny vidin-tsolika no efa niaka-bidy ny sakafo any amin’ny hotely madinidinika sy salantsalany eto an-drenivohitra. Nisoko miadana ihany satria samy nampaka-bidy tsikelikely izao mpivarotra. Tany amin’ny fiandohan’ny taona 2008 dia manodidina ny ar 1200 hatramin’ny ar. 1 500 ny vidin’ny vary iray vilia miaraka amin’ny laoka. Fotoana fohy no niakarany hatrany amin’ny ar 2 000. Amin’izao fotoana izao dia tafakatra hatramin’ny ar 3000. Mpivarotra iray etsy Antanimena no (...)