CRTIM
Tanteraka ny zava-drehetra
samedi 2 février 2008 |
| 458 visites
Manomboka maka volon-tany indray ireo mpikatroka tao amin’ny antoko TIM teo aloha izay niofo ho CRTIM ankehitriny. Tanjona iray no iraisana dia ny hanamafisana orina ity fitondran’ny filoha Ravalomanana, kanefa noho ny disadisa teo amin’ny adin’ankizy dia nisara-bazana ny mpiara-mitolona. Miha-mahazo vahana ny avy amin’ny tsy miankina nandritra ny fifidianana izay niseho, ary ireny niarahana nahita ireny ny fahakiviana teto amin’ny mpifidy. Nahatsapa izany ny birao foibe teo anivon’ny antoko TIM (...)