Hetsiky ny mpianatra
Meteza ho eo ambanin’ny lalà na hoy ny Teza
lundi 30 avril 2007 |
| 213 visites
Miditra amin'ny fanehoan-kevitra momba ireo hetsika miseho lany eto amintsika ry zareo Teza izay tarihan'ingahy Moxe Ramandimbilahatra.
Mankasitraka ny fanoherana ataon'ny ankolafin-kery samy hafa ny tenany, satria efa tao anatin'ny fanoherana nandritra ny fotoana maro ny Teza, saingy aoka ahatsapa ny rehetra fa misy lalà na mifehy azy ity firenena ity. Momba ireo mpianatra manao fihetsiketsehana momba ny resaka delestazy, dia manao antso avo ingahy Moxe Ramandimbilahatra ny tokony hisian'ny (...)