Praiminisitra Rabemananjara
Tsy hitatitra fa hiasa
jeudi 20 mars 2008 |
| 311 visites
Ny vokatry ny latsa-bato 94% no efa azo. Nilamina sy nanjaka ny fahendren’ny vahoaka Malagasy, ary mendrim-piderana izay fahendrena izay.
Io ny fisaorana nataon’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta omaly raha nitatitra tamin’ny mpanao gazety tetsy Anosy izy omaly. Tsy manao tatitra fotsiny ny fanjakana fa hiasa, ary isan’ny tsy maintsy himasoana ny resaka fandriam-pahalemana. Isan’ny fositra lehibe tsy mampahomby ny fampandrosoana io. ny asa anefa tsy maintsy hirosoana. Raha ny momba ny (...)