Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 mai 2024
Antananarivo | 02h23
 

Articles dans la rubrique « Malagasy »

  • JIRAMA

    Manjifa ny mpanjifa

    samedi 2 août 2008 | Naivo kely |  665 visites
    Be ny ho tapaka jiro sy rano ato ho ato. Tsy ny vola no tsy misy any amin'ny mpanjifa, fa ny ankivy ataon'ny mpiasa ao amin'ny Jirama sasantsasany no tsy laitra. Niainga tamin'ireny grevy nataon'ny mpiasa ireny ka hatramin'izao, dia mbola olana hatrany no mianjady amin'ny vahoaka. Tsy tonga ara-dalàna ny faktiora, ka ny mpampiasa jiro sy rano no miezaka manatona ny foiben'ny Jirama akaiky azy maka io faktiora io. Tsy misy ihany koa ny fijerena ny lanin'ny mpanjifa any an-trano. Terena (...)
  • Fpma-Paris sy ny FFPM

    Mitohy ny fanampiana anatin’ny ezaka

    samedi 2 août 2008 | Hery A. |  947 visites
    Notanterahina tamin’ny alakamisy 31 jolay 2008 teny Vohipiraisana Ambohijatovo biraon’ny FFPM (Fiombonan’ny Fiangonana Protestanta Malagasy) ny fanolorana ny fanampiana ao anatin’ny « ezaka Madagasikara » izay fanaon’ny Fiangonana Protestanta Malagasy any Andafy tafo Paris (FPMA-Paris) isan-taona, mba ho fanohanana ny asa misiona sy ny fitoriana ny Filazantsara,ka ordinateur, imprimante,camera numérique sy ny kojakoja samihafa ilaina ho fampandehanana ny Radio Protestanta eto Madagasikara no (...)
  • Sakafo amoron-dalana

    Hifandrombahana na maloto aza

    vendredi 1er août 2008 | Naivo kely |  836 visites
    Ny hafeno ny kibo no tanjona. Tsy jerena intsony ny fahadiovana fa rehefa mihinana dia izay. Mora rahateo ny vidiny, satria misy roanjato ariary ny iray vilia. Misy didin-kena kisoa manify iray, mifangaro anana na voamaina, dia efa milay. Sakafo amoron-dalana hita etsy sy eroa io. Amin'ny toerana be mpivarotra no ahitana azy ireny, ary mazana ireo olona sahiran-kirana eo amin'ny lafiny fivelomana no tena miletra azy io. Misy ihany koa anefa ireo mivarotra anaty fiara, izay hita fa madio, (...)
  • Rafim-pampianarana vaovao

    Ifandrombahana ny fidirana amin’ny sekolim-panjakana

    vendredi 1er août 2008 | Hery A. |  805 visites
    Na dia mbola sondriana ao anatin'ny fialan-tsasatra aza ny mpianatra amin'izao fahavitan'ny fanadinana bakalorea izao, dia efa miketriketrika kosa ny atidohan'ny ray aman-dreny amin'ny fanomanana ny fidiran'ny zanany an-tsekoly tsy ho ela. Efa fotoana tsy fanaovana fandaniam-poana intsony izao fa aompana tanteraka any amin'ny fanomanana fianarana ny vola sy harena ary ny eritreritra manontolo. Betsaka kosa ireo ray aman-dreny maniry ny hampiana-janaka amin'ny EPP saingy efa feno avokoa ny (...)
  • Mandroso mihemotra

    Mitsabo ny efa noratraina lava

    jeudi 31 juillet 2008 | Naivo kely |  726 visites
    Any ivelany indray ny filoha Ravalomanana. Midinika momba ny ahasoa ny firenena, ka isan'io ilay fiverenana indray amin'ny Asecna. Ity sehatra iray ity izay nambara taona vitsy lasa izay, fa hisintaka ao anatin'io isika rehefa tsy mitovy ny fomba fijery. Volam-panjakana maro no lany amin'izao dia izao, satria tsy moramora ny asa atao mba hiverenana amin'ny efa naloa. Faty antoka hatrany no hita amin'ny fanampahan-kevitra maimaika izay natao teto amin'ny firenena hatramin'izay. Isan'io ny (...)
  • Ho avy ny alakamisy

    Mihorohoro ny mponina

    mercredi 30 juillet 2008 | Penjy R. |  1268 visites
    Lasa minomino foana ny olona. Alarobia anio, ary ho avy tsy ho ela ny alakamisy. Andro izay nisehoan-doza matetika teto amintsika. Na dia natao aza ny tsy hino, dia lasa ihany ny saina mandinika ireto trangan-javatra niseho tao anatin'ny andro vitsy ireto. Tsaroan'ny maro ilay loza nahafaty olona teny amin'ny BANI Ivato ka namoizana ain'olona enina. Andro alakamisy io. Nipoaka ihany koa ilay toeram-piasana, mbola teny Ivato ihany, ka nandratrana mpiasa. Samy nanakoako tamin'ny haino (...)
  • Fikarohana

    Mahay fa tsy ampy vola ny Malagasy

    mardi 29 juillet 2008 | Naivo kely |  659 visites
    Miasa tsara, dia miasa mafy. Tsikaritra io raha ny resaka fikarohana eto Madagasikara. Be manam-pahaizana ihany koa ity firenena ity, ary aoka tsy ho gaga isika raha hifandrombahan'ny vahiny ny mividy ny asa fikarohany. Ny resaka fahasalamana, dia vao tsy ela ireo mpikaroka no nanambara fa mahita ny fanafody fanefitry ny SIDA. Nanaitra ny tany ivelany ireny, na dia mbola tsy rototra amin'izany aza isika. Ny sehatry ny angovo, dia efa faritra maro no mampiasa herinaratra amin'ny alàlan'ny (...)
  • Fanabeazana

    Tsy avela ho metisy fiteny ny zaza Malagasy

    mardi 29 juillet 2008 | Naivo kely |  703 visites
    "Handray ny andraikitra tandrify anay izahay TEZA", hoy ny loholona Moxe Ramandimbilahitra. Tojo ny tanjona nirianay izahay ny momba ny hampidirana ny teny Malagasy ho teny ho enti-mampianatra. Midika izany, fa hifanome tanana amain'ny fanjakana, mba hampanjary ny sehatry ny fanabeazana eto Madagasikara ny antoko misy anay. Hampivoitra ny fanahy maha-olona, ary hamerina ny hasin'ny Malagasy io fiovan'ny politikan'ny fampianarana io. Tsy tokony hipetraka ny ahiahy amin'ny fidirana amin'ny (...)
  • Lalao Olimpika

    Nampitao i Mada Prestige

    lundi 28 juillet 2008 | Manou |  971 visites
    Nanolotra fitafy sy kiraro ary kitapo ho an'ny solontena malagasy rehetra hiatrika ny Lalao Olimpika hatao any Beijing amin'ny faha-8 aogositra izao ny orinasa Mada Prestige. Ry zareo ireto, hatramin'izao, no malala-tànana voalohany fantatra fa tonga nitondra fanampiana amin'ny dian'ny delegasiona malagasy hamonjy io fihaonana ara-panatanjahantena faratampony maneran-tany io nefa mbola nampanantena loka famporisihana ho an'izay mahazo vokatra tsara ihany koa. Napahafantaran'ireto (...)
  • Herizo Razafimahaleo

    Very andrarezina ny mpanohitra

    samedi 26 juillet 2008 | Naivo kely |  903 visites
    Nodimandry i Herizo Razafimaleo. Ny alakamisy alina teo no nandaozany ny fianakaviany sy ny tany, rehefa nolazoin'ny aretina nandritra ny andro maro teny amin'ny Hopitaly tetsy Ilafy. Aretin'ny voa no nahazo azy. Lehilahy tsy zoviana amin'ny maro raha teo amin'ny sehatry ny fandraharahana sy ny raharaha politika maro isan-karazany. Nilatsaka ho fidiana ho filoham-pirenena hatrany izy nandritra ny fifidianana izay natao teto. Nanana ny fomba fijeriny ny tenany, ary tsy mba nivadibadika teo (...)
  • Taratasin’ny Mpamaky

    Fiangonana mandrava didy folo

    vendredi 25 juillet 2008 |  4742 visites
    « Miantso ireo mpitondra fivavahana rehetra Fiangonana iray, manana ny foto-pampianarana hoe « Rava ny didy folo sy ny lalàn’i Mosesy », manana ny foibeny eny Ambohidrapeto Itaosy, no nanao antso ho fanasana an’ireo mpitondra fivavahana izay mitandrina na mampitandrina izany didy folo sy ny lalàn’i Mosesy izany, ho tonga hanao ady hevitra ao amin’ny onjam-peon’izy ireo , dia ny radio HFF,97.2 Fm, ny alahady faha 27 ny volana jolay ho avy io, izay hanomboka amin’ny 8 ora alina. Re tao amin’ity (...)
  • Caisse d’Epargne

    Tompony makataka ny atiny ny mpanjifa

    vendredi 25 juillet 2008 | Naivo kely |  330 visites
    Kivy ny mpametraka vola ao amin'ny caisse d'epargne omaly raha nahita ny fitokonana nataon'ny mpiasa. Fitokonana izao tao anatin'ny fotoana fohy ny nilazana izany. Tsy hidiran'ny mpametra-bola ao izay olana anatin'izy mianankavy, fa maro ireo saika haka vola no tsy afaka nanao izany. Vehivahy saika haka ny vola noho ny aretin-janany izay ilaina vola hividianana fanafody no nitaraina, sy latsa-dranomaso omaly, fa tsy hametraka ny volany any amin'itony sehatra itony intsony izy. Natao (...)
  • « Caisse d’Epargne »

    Mitokona ny mpiasa anio

    jeudi 24 juillet 2008 | Kama |  749 visites
    Raha tsy misy ny fandraisana andraikitra haingana dia hitkona ny mpiasan’ny “Caisse d’Epargne de Madagascar”. Hosahirana ny orinasa noho izany. Nolazain’ireo mpiasa fa “miziriziry tsy mety miresaka hamahàna ny olana mianjady amin’ny orinasa ny mpampiasa ao”. Marihina anefa fa efa feno 90 taona ny Caisse d’Epargne de Madagascar. Izy irery ihany sisa no mbola foibe fandraharahana ara-bola malagasy an’ny Fanjakana, “saingy raha izao toe-javatra misy eo amin’ny fitantanana amin’ny endriny ankehitriny (...)
  • Manakara

    Any an-toerana ny filoha nasionalin’ny TIM

    mercredi 23 juillet 2008 |  466 visites
    Manoloana ny fahitàna ilay zavatra hita misaodisaody manodidina an'i Madagasikara, any amin'iny fari-dranomasin'i Manakara iny, ny herinandro lasa teo, dia nisolo tena ny fitondram-panjakana nandeha nijery akaiky izany tany an-toerana ny Filohan'ny Antenimierandoholona, Yvan Randriasandratriniony. Ny Alatsinainy 21 Jolay 2008 dia nisy ny fivorian'ny OMC-Région tany Manakara, nahitàna ny tompon'andraikitra sy ny manam-pahefana any an-toerana, ny avy amin'ny Pôlisim-pirenena, ny minisiteran'ny (...)
  • Fanambaran’ny filoha Ravalomanana

    Matanjaka izahay mpanohitra, hoy Vaovao Benjamin

    mercredi 23 juillet 2008 | Naivo kely |  804 visites
    "Io indray ny fanjakana. Fanosoram-potaka ny mpanohitra no ataony. Aiza no ahitanay mpanohitra fitaovam-piadiana ampidirina eto? Raha izany no izy matanjaka anie izany izahay e". Io no nambaran'ny loholona teo aloha Vaovao Benjamin, mpikambana ao anatin'ny antoko AREMA. "Tsapa fa misy olona mahazo tombotsoa betsaka amin'izany eto, ka ahilika aty aminay io. Toy izany koa ny mety hanarian'ny sasany fako simika aty amin'ny fari-dranomasin'i Madagasikara. Tranga efa nisy taloha io fony (...)
  • Antsirabe

    Zanaka mpiandry no tontakely ao am-piangonana

    mercredi 23 juillet 2008 | Princia R. |  1218 visites
    Hatrany am-piangonana mandritra ny fanokanana mpiandry no hiasan’ny asan-devoly ary tsy lavitra tsy akory fa dia ny zanakin’ny mpiandry ao am-piangonana ihany no manao ny asan’ny maizina amin’ny fanaovana tontakely. Nandritra ny fanokanana mpiandry farany teo tao amin’ny toby Ambohimahazo Antsirabe no niseho ny raharaha, very nisy nangalatra ny kitapon’ny filohan’ny mpiandry, fakan-tsary, vola, enta-madinika maro samihafa no tao amin’ny kitapo. Tovolahy 14 taona no nanafina ny entana ary nilaza (...)
  • Jeneraly Razakarimanana

    Miverin-dàlana ny tolona

    mardi 22 juillet 2008 | Naivo kely |  915 visites
    "Ady amin'ny fahantrana. Ventesina isan'andro, saingy tsy mety resy fa mahazo vahana amin'ny fiainam-bahoaka isan'andro. Vokatry ny andrankandrana isan'andro mihiratra ataon'ny mpitondra io". Isan'ny nambaran'ny Jeneraly Razakarimanana Ferdinand tao amin'ny radio tsy miankina iray eto an-drenivohitra ny alahady teo. Isan'io ny nidirana tamin'ny MAP izay nasolo ny DSRP. Ny fanovana ny faritany mizaka tena, ka nivadihana tamin'ity rafitry ny faritra ity. Io mbola hiarahana mahita io ny (...)
  • Tsenan’Ivato

    Marary saina hoe ilay zandary nitifitra ?

    mardi 22 juillet 2008 | Njaka |  640 visites
    Androany indray vao hiakatra fampanoavana ny raharaha fitifirana tovolahy nataon’ilay zandary teny Ivato milaza fa mpiasan’ny fiadidiana ny Repoblika. Nihemotra izany raha tokony omaly maraina. Ny 11 aprily tamin’ny 4 ora hariva, tao amin’ny fivarotana fisotroana ity tovolahy ity no notifirin’ilay zandary basy. Maty teo no ho eo ihany izy satria niditra teo amin’ny tratrany ny bala ary tafavoaka tany an-damosina. Tsy nisy fikarakarana nataon’ ny fianakavian’ilay namono fa nolazain’ ireo havany fa (...)
  • Kaominina Antananarivo

    Miala any ny fanilihana ireo tsy nahomby

    mardi 22 juillet 2008 | Tsimaniraka Fils |  845 visites
    Mandindona ny fanesorana ireo tompon'andraikitra ao Tsimbazaza. Miahiahy ny amin'ny toerany ireo olona manodidina an'i Andry Rajoelina, ben'ny tanàna amin’izao fotoana izao. Hisy mantsy ny fanadiovana hataony ato ho ato. Ho voahilika manokana ireo olona izay hita fa tena nampikatso ny asa teo anivon'ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo renivohitra. Voakasika mivantana amin'izany ireo olona izay nantsoin'ny ben'ny tanàna hiara-hiasa taminy tao amin'ny kabinetrany. Hisy amin'ireo lefitry ny (...)
  • Aretin’i Pety Rakotoniaina

    Nisy fiantraikany ny famatorana rojo vy azy

    lundi 21 juillet 2008 | Naivo kely |  1182 visites
    Etsy Befelatanana i Pety. Mitsabo tena vokatry ny aretina mikiky azy. Ny zoma alina teo no nalefa haingana ao amin'io hopitaly lehibe eto andrenivohitra io ny lehilahy, satria mihombo ny aretina mahazo azy. Gaga izahay hoy ny mpikambana ao amin'ny Tambatra nandre, fa nanao Grevy tsy mihinan-kanina i Pety. Lehilahy be herim-po tahaka azy, izay hita fa sahy misedra ny mafy ve hanao izany? Raha ny fantatray hoy ihany ireto lohan'ny mpisorona ao amin'ny Tambatra mipetraka eto andrenivohitra (...)

0 | ... | 220 | 240 | 260 | 280 | 300 | 320 | 340 | 360 | 380 | ... | 900

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS