Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 29 avril 2024
Antananarivo | 23h01
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • Razafindramboa Hasina Olga

    mardi 4 février 2014 |  2887 visites
    Razafindramboa Hasina Olga (teraka Ramanantsoavina) dia nantsoin' i Ray hody any aminy ny alarobia 29 janoary 2014 rehefa niady mafy tamin'ny aretina ka nivahiny 47 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : Razafindramboa Mamisoa René Ny zanany : Jean-Luc Inès sy Laurie Razafindramboa Mirana Ny reniny : Ramanantsoavina Donà Laville sy Philippe Laville Ny iray tampo aminy : Hery-Jean sy Rakotovahiny Tiana ary ny zanany Haja Gabriel sy Isabelle Landreau ary ny zanany (...)
  • RAMAHOLIMIHASO RASOAMANARIVO Claire

    jeudi 2 janvier 2014 |  5263 visites
    « Fa raha izaho sy ny ankohonako kosa dia hanompo an’i Jehovah izahay.» Josoa 24:15. Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny mpanompony : RAMAHOLIMIHASO RASOAMANARIVO Claire Loholona Filoham-boninahitra Fikambanana Renin-Jaza Kristiana FJKM tamin’ny Alatsinainy 30 Desambra 2013. Hoy : Ny zanany : Ny Mpitandrina RAMAHOLIMIHASO Solofo sy RAOBINARISON Yolande RAMAHOLIMIHASO Haja sy RANDRIANAVALONA Liliane Dr RAMAHOLIMIHASO RANDRIANARISON Jany Nirina Dr RAMAHOLIMIHASO Fidy sy Dr ANDRIASON Ihary Ny (...)
  • RAMAHOLIMIHASO Rahaga

    jeudi 19 décembre 2013 |  5660 visites
    Amin'ny Finoana sy Fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RAMAHOLIMIHASO Rahaga dia nantsoin'ny Ray hody any aminy tamin’ny Talata faha 10 Desambra 2013, rehefa nivahiny 78 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RAMAHOLIMIHASO Madeleine, teraka RAMANANDRAIBE Ny zanany : Mompera RAMAHOLIMIHASO Jery RAMAHOLIMIHASO Barijaona sy Lalaina RAMAHOLIMIHASO Lalatiana Ny zafikeliny : RAMAHOLIMIHASO Ialy RAMAHOLIMIHASO Andy Ny iray tampo aminy : (...)
  • RAMAROSON Rivo

    lundi 16 septembre 2013 |  2808 visites
    « Misaora an'i Jehovah ry fanahiko, ary izay rehetra ato anatiko misaora ny anarany masina. Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko; Ary aza misy hadinoana ny fitahiany rehetra. » (Salamo 103 : 1-2) Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no isaorana an'Andriamanitra sy ilazainay anareo noho ny nanomezany anay an'i RAMAROSON Rivo Loholona Commandeur de l'Ordre National nandritra ny 63 taona. Hoy, Ny vadiny : RAMAROSON Suzette (teraka RAVAOARINORO) Ny zanany : RAMAROSON Haingonoro (...)
  • RAKOTONDRAZAKA Tantely Emilion

    dimanche 11 août 2013 |  2039 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampilazanay aminareo havana, namana sy tapaka rehetra ny fa nody mandry ny havanay: RAKOTONDRAZAKA Tantely Emilion ny Alakamisy 08 Aogositra 2013 rehefa nivahiny tety an-tany nandritry ny 36 taona. Hoy, Ny reniny: RAKOTONDRAZAKA Joselyne Lili (teraka RAHARIVOLOLONA) Ny iray tampo aminy: HOLY Ny iray tampo amin'ny reniny: Taranak’Itpkl RANDRIAMBOLOLONA Charles sy Itpkv RARIMINO Blandine Ny iray tampo amin'ny rainy: RAKOTONDRAZAKA mianadahy avy (...)
  • RAHARIJAONA Lucie (Mamalisy)

    lundi 29 juillet 2013 |  3187 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fahalasanan’ny hava-malalanay RAHARIJAONA Lucie (Mamalisy) teraka ANDRIANAVALONA (Vady navelan’Itompokolahy RAHARIJAONA Lucien) Nodimandry tany Toulouse (France) tamin’ny asabotsy 20 jolay 2013 rehefa avy nivahiny 76 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : - RAHARIJAONA - CHAN THONG Tianasoa, - RAMAMONJISOA Justin sy Voahirana, - RAHARIJAONA Rondro, - LOC TRIONG SING Wan sy Domohina. Ny zafiny : - (...)
  • Ny Andriambavy RAHOLDINA Raholisoa Suzanne Odette

    samedi 15 juin 2013 |  3441 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny Andriambavy RAHOLDINA Raholisoa Suzanne Odette Chevalier de l’Ordre National dia niamboho ny alatsinainy 10 Jona 2013 rehefa nivahiny 86 taona teto an-tany. Ny zanany : Dr. Rabemanantsoa Raholdina Monjy Lalao sy Phalène Ravelontseheno Aurélia Rev. Ravelo-Hoerson Nicole sy Allain Georges Rajaonarivony Alain sy Marie-Lucie Rajaonarivony Colin Klunzinger Ann Dijoux Micheline sy Fritz Dr. (...)
  • RANDIMBIARIZANAKA Delphine

    vendredi 24 mai 2013 |  2173 visites
    Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Malalanay : RANDIMBIARIZANAKA Delphine Dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny talata 21 may 2013 rehefa nivahiny 71 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RANDRIAMAHAVALISOA Eugène Ny zananany : VOAHANGINIRINA Odette Andriamahavalisoa sy MANASSÉ-RATSIMANDRESY Andrianalisoa ANDRIAMIHAJA Nirina Randriamahavalisoa sy RAKOTOARISOA Ony Francia RADIMBIMALALA Andriamahavalisoa sy (...)
  • RANDRIAMBOLOLONA Guy Robin RAINISOA

    mercredi 22 mai 2013 |  2067 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampilazanay Taranak’Itpkl RANDRIAMBOLOLONA Charles sy Itpkv RARIMINO Blandine aminareo havana namana sy tapaka ny fahalasan’i RANDRIAMBOLOLONA Guy Robin RAINISOA Nody any @ Tompo ANDRIAMANITRA ny 18 MAI 2013 rehefa nivahiny tety an-tany nandritra ny 70 taona Ny andro handevenana eny ANADRANOBE ZAFIMBAZAHA dia ho lazaina antsika amin’ny manaraka. Miangavy ireo namana izay mahita ity filazana ity mba hampandre ireo namana sy tapaka. (...)
  • Georges Robinson ROBERT

    jeudi 14 février 2013 |  3629 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin’ny ray malalanay : Georges Robinson ROBERT (Vady navelan’Itompokovavy Beby Julia Ranorovelo ROBERT) Pharmacien Retraité Ny Alakamisy 7 Febroary 2013 rehefa nivahiny 84 taona teto an-tany. hoy, Ny zanany : Patrice ROBERT (France) Brice ROBERT (Canada) Béatrice ROBERT sy Vincent DEWU (U.S.A) Géraldine ROBERT sy Thomas VIARDOT (Canada) Ny zafiny : Louis-Bernard ROBERT-CLERISSE (France) (...)
  • Raharimalalasoa Simonette Marcelle

    jeudi 17 janvier 2013 |  2859 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin'ny malalanay: RAHARIMALALASOA Simonette Marcelle (Chevalier de l'Ordre National Malagasy) ny Alatsinainy 14 Janoary 2013 rehefa nivahiny 72 taona teto an-tany. hoy: Ny zanany: Marcel Miault Honoré sy Sylvia RAZAFITSIAROVANA Jean sy Verohanitra RAZAFINDRAKOTO Hubert sy Sophie RAKOTOVAO Véronique RAZANAMANARIVO Eliane sy Lova RANDRIAMBELO Ny zafiny: Lalaina sy Niaina RAZAFINDRABE (...)
  • RANOROVELO Eugenie (Tarika Vola sy Noro)

    samedi 29 décembre 2012 |  4108 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty, no ampandrenesanay, fa ny Havana malalanay : RANOROVELO Eugenie (Tarika Vola sy Noro) dia nodimandry ny Alakamisy 27 desambra 2012. Ny fandevenana dia ho lazaina amin'ny manaraka. AZA ILAOZANAO Aza hilaozanao ny trano Masoko manganohano Miangavy anao mba hiverina Aza hilaozanao ny ankizy Mitady anao ambozizy Mitadidy mitamberimberina. Aza hilaozanao ny lasa Fa ny zavatra voakasa Mbola vitsy no efa vita Aza hilaozanao ny ho (...)
  • ANDRIAMADISON RAZAFINDRALAMBO Lalao Honorine

    mercredi 21 novembre 2012 |  3262 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty noho ny amin'i Jesoa Kristy no ampandrenesanay anareo ny fodiamandrin'ny malalanay : ANDRIAMADISON RAZAFINDRALAMBO Lalao Honorine (Vady navelan'Itompokolahy ANDRIAMADISON Julien) Past Gouverneur de l'Inner Wheel Club International Ny Asabotsy faha 17 Novambra 2012. Hoy, Ny zanany : Vady navelan' Itpkl ANDRIAMADISON Tantely Fanomezana ANDRIAMADISON Haja Mbolaliana sy Mirana ANDRIAMADISON Hasina Fanantenana sy Nathalie (...)
  • Ny Andriambavy RAZAFINIAINA Eltine

    samedi 28 juillet 2012 |  2066 visites
    amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny Reny, Renibe malalanay : Ny Andrambavy RAZAFINIAINA Eltine dia niamboho ny zoma 27 jolay 2012, teo amin'ny faha 85 taonany. Hoy, Ny zanany : RAHETILAHY Mamy Solo sy Fredine RAMELINA RAVALOHERY sy Arline RAKOTONDRAMAVO Etienne sy Jocelyne RASOAZANAMAVO Jeanine RANDRIANATOANDRO Joseph sy Janie Ny zafiny : Naina sy Zoly, Feno sy Elia, Josoa, Henintsoa, Rado sy Zo, Fanja, Sitraka, Noé, Mialy, Mihary, Iaritra, (...)
  • RAZAKABOAY Colombe Angeline

    vendredi 13 juillet 2012 |  2322 visites
    Miarahaba antsika amin'ny Anaran'ny Tompo. Sitrak'Andriamanitra ny niantsoany ny havana malalantsika, RAZAKABOAY Colombe Angeline izay mpianakavin'ny finoana sy mpandray ny fanasan'ny Tompo teto amintsika Tafo STRASBOURG. Ny Fanompoam-pivavahana fanaovam-beloma azy dia atao amin'ny Zoma 13 jolay amin'ny 9 ora maraina, eto am-piangonantsika, Chapelle des Diaconesses, 6 Rue St Elisabeth, 67000 STRASBOURG. Mirary fampiononana hoan'ny fianakaviana ary misaotra mialoha antsika rehetra izay (...)
  • RAKOTOVOAHANGY Andriamihaja Fanomezana

    lundi 9 juillet 2012 |  1682 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin'ny maty, no ampandrenesanay, fa ny Havana malalanay : RAKOTOVOAHANGY Andriamihaja Fanomezana (dit Zama FANO) dia nodimandry ny Alakamisy 05 jolay 2012 rehefa nivahiny 61 taona teto an-tany. hoy, Ny vadiny : Rasoarinivo Denise Ny zanany : Maître Nancy ANDRIAMIHAJA ANDRIAMIHAJA Tiana Rivellino sy Lalandy ANDRIAMIHAJA M. Michaël sy Dr Edmandine Ny zafiny : Stephan Jonatha Giani Alla Ny Fianakaviany : Ao Manakamabahiny (...)
  • Rajerison Sylvia Eléonore

    vendredi 6 juillet 2012 |  2974 visites
    Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RAJERISON Sylvia Eléonore Teraka RAMANGALAHY Mpanao gazety tao amin'ny L'EXPRESS de Madagascar sy MIDI Madagasikara Dia nodimandry ny Zoma 22 Jiona 2012 tany Osny (Frantsa), rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RAJERISON Jean Clément (Kelly) Ny zanany : Carole sy Florent Butty Anne Sylvie sy Stefan STEFANOV Cédric Andrisata Ny zafikeliny : Stéphane Andy Butty Eva Elisoa (...)
  • RAMELISON Francine Olga

    vendredi 15 juin 2012 |  2946 visites
    « Iaveh no fahazavako amam-pamonjena ahy, ka iza no hatahorako ? Iaveh no mandan'ny aiko, ka zovy no hangovitako ? » (Salamo : 27) Amin'ny alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny Reny, hava-malalanay : RAMELISON Francine Olga Vady navelan'Itompokolahy RAMAHOLIMIHASO Andrianampy dia nodimandry ny Alarobia 13 Jona 2012 rehefa nivahiny 76 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : Fredy sy Hanta RAJAONERA sy ny zanaka aman-jafiny Nivo RANDRIAMANANTENA RAMAHOLIMIHASO sy ny zanany Noro RAJOELISOA (...)
  • RAKOTOMANANA Tsilavina Muriel

    mercredi 30 mai 2012 |  1630 visites
    “Iaveh no mpiandry ahy, tsy hanan-java-maha-ory aho” (Salamo XXIII, and 2) Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsangan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAKOTOMANANA Tsilavina Muriel dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alahady 27 may 2012 teo rehefa nivahiny 21 taona teto an-tany. Hoy, Ny Ray aman-dreniny : RAKOTOMANANA Germain Edouard RAZANAMAROSOA Vonilalao Ny iray tampo aminy : RAKOTOMANANA Andriantoavina Prisca RAKOTOMANANA Ndranto Dual (...)
  • ANDRIANANTOANDRO Berthe

    vendredi 11 mai 2012 |  2358 visites
    Noho ny fitiavany lehibe dia nampodian’Andriamanitra ao amin’ny Fiadanany ny Malalanay : ANDRIANANTOANDRO Berthe (teraka RABEKOTO) LOHOLONA (vady navelan’Itompokolahy ANDRIANANTOANDRO Désiré) ny Alatsinainy 07 May 2012. Hoy, Ny zanany : RABEHANTA Jeannot sy Sylvia ANDRIANANTOANDRO Miary-Soa RAKOTONAIVO Ghislaine Hantanirina RAKOTONAIVO Verolala Annick Ny zafiny : RASOARAHONA Hoby sy Karine Fanjanirina ANDRIANANTOANDRO Christian Gérard RANDRIANARIVELO Thibaut sy Quentin Ny zafiafiny : (...)

0 | 20 | 40 | 60 | 80 | 100 | 120 | 140 | 160 | ... | 300

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS