Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 28 septembre 2016
Antananarivo | 06h25
 

Filazana manjo

RAMAHOLIMIHASO Rahaga

Amin’ny Finoana sy Fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAMAHOLIMIHASO Rahaga

dia nantsoin’ny Ray hody any aminy tamin’ny Talata faha 10 Desambra 2013, rehefa nivahiny 78 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny vadiny :
RAMAHOLIMIHASO Madeleine, teraka RAMANANDRAIBE

Ny zanany :
Mompera RAMAHOLIMIHASO Jery
RAMAHOLIMIHASO Barijaona sy Lalaina
RAMAHOLIMIHASO Lalatiana

Ny zafikeliny :
RAMAHOLIMIHASO Ialy
RAMAHOLIMIHASO Andy

Ny iray tampo aminy :
RAMAHOLIMIHASO Claire sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkl RAMAHOLIMIHASO Andrianampy sy Itpkv RAMERISON Francine
RABEMANANTSOA Marcel sy ny zanaka aman-jafiny

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
RAMANANDRAIBE Lucile sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkl RAMANANDRAIBE Jean
RAMANANDRAIBE Irène sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpl RAMANANDRAIBE Daniel sy RABAKOVOLOLONA Marie Laurence
RAMANANDRAIBE Marcel sy ny zanaka aman-jafiny

Ny havany :
Terak’Itpkv RALIMIHASO
Terak’Itpkv RANOROMIHASO
Terak’Itpkv RAHOLIMIHASO
Terak’Itpkv RAHANTAMIHASO
Ramatoa RAMALALAMIHASO Lucie sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itpkv RAZAFINDRABODO Madeleine
Terak’Itpkl RABEKORIANA Joseph
Ny terak’i RALAY TSIMIAMBOHOLAHY sy RATSARAIBE
Ny terak’i RAMPARISON sy RATSIMBAZAFY

Ary ny fianakaviana manontolo,

Ny Mpitandrina mivady, ny Birao, ny Loholona sy ny Diakona ary ny Fiangonana FJKM Ambavahadimitafo,
Ny Rotary Club Anosy,
Ny fokontany Ankadivato II L, Ambatobe, Ankadikely Ilafy,

Ny fianakaviana dia hivory ao Ambatobe, Villa Chantoiseau, manomboka ny Talata 17 desambra 2013 tolakandro.

Ny nofony dia ho enti-miala ao Ambatobe ny Alakamisy 19 desambra 2013, hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Ambavahadimitafo amin’ny 1 ora tolakandro [1], alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasam-pianakaviana ao Ankadikely Ilafy (PK8 Lalana Ambohimanga).

« Koa dia tsy mba vahiny intsony hianareo, fa tompon-tany, mpiray fanjakana amin’ny olona masina sady ankohonan’Andriamanitra » (Efesianina 2:19)

Tsy misy fiaretan-tory, tsy asiana voninkazo

Notes

[1naroso ho amin’ny 1 ora tolakandro, noho ny fotoam-pahavaratra.

Publicité

Vols, Hôtels, Séjours

Les meilleurs prix


Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 177