Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 17 mai 2024
Antananarivo | 01h38
 

Filazana manjo

RAKOTONDRAZAKA Tantely Emilion

Amin’alahelo lehibe no ampilazanay aminareo havana, namana sy tapaka rehetra ny fa nody mandry ny havanay :

RAKOTONDRAZAKA Tantely Emilion

ny Alakamisy 08 Aogositra 2013 rehefa nivahiny tety an-tany nandritry ny 36 taona.

Hoy,

Ny reniny :
RAKOTONDRAZAKA Joselyne Lili (teraka RAHARIVOLOLONA)

Ny iray tampo aminy :
HOLY

Ny iray tampo amin’ny reniny :
Taranak’Itpkl RANDRIAMBOLOLONA Charles sy Itpkv RARIMINO Blandine

Ny iray tampo amin’ny rainy :
RAKOTONDRAZAKA mianadahy avy

Ny razana dia efa tonga eny amin’ny tranony Lot AB 110 Ambohibe, Mahitsy. [RN4 après LFL (Provenderie Animale) PK 23 bifurcation à droite vers AMBOHIBE (3 KLM )].

Ny andro handevenana dia ny Alahady 11 Aogositra 2013 amin’ny 1ora sy sasany eny AMBOHIBE MAHITSY ihany.

Fifandraisana :
Mailaka : Joseline Rakotondrazaka
TEL : 00 261 34 03 274 51 / 00261 33 11 802 77 (Lili)
00 261 34 42 118 69 (Holy) - Ihary (zanak’i Guy RAINISOA vavy)

Mivavaha ho azy

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS