Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 21h50
 
Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • RAMIARANDRAISOA Berthe

    samedi 1er mars 2008 |  3427 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay fa ny malalanay : RAMIARANDRAISOA Berthe (Chevalier de l’Ordre National) dia nantsoin’ny Ray nody any Aminy ny Zoma 29 Febroary 2008 teo amin’ny faha-66 taonany. Hoy : Ny vadiny : RAKOTOVELO Armand Ny zanany : Pasteur RAKOTONIRINASOA Hubert sy Tiana RAKOTOZANANY Heriniaina Robert sy Landy RAHAMALITSIROFO Haja sy Mino RAKOTOVELO Solofolala Berthin Ny zafiny : Tojo, Lafatra, Tsiresy, Dina Ny mpiray tampo aminy : (...)
  • RASOLONJATOVO Lanto

    samedi 23 février 2008 |  3329 visites
    Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny Alakamisy 22 Febroary 2008 Ny mpiara miasa aminy : Ramatoa RASOLONJATOVO LANTO
  • RANDRIAMAMPIANINA Martin

    samedi 23 février 2008 |  3152 visites
    Amin’alahelo lehibe no ilazanay anareo fa ny havamalalanay : RANDRIAMAMPIANINA Martin (Mpiasan’ny SOLIMA misotro ronono) dia nodimandry ny zoma faha-22 febroary 2008 teo amin’ny faha–75 taonany. Hoy Ny Vadiny : RASOAZANANY Esther Ny Rafozam-baviny : RAZANADRANJA Ny Zanany : RAMANITRARIVO Tsilavo sy Voahangy RAKOTOSOA Cyrille sy Rondro ANDRIAMAMPIANINA Fanja sy Lydia ANDRIAMAMPIANINA Haja ny Toky sy Ando Ny Zafiny : Rivo sy Hoby, Toky, Nantenaina, Andrianina, Domoina, Mampianina, (...)
  • RAOELINA Paul

    samedi 23 février 2008 |  2599 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony : RAOELINA Paul (Dadatoa Paul) Loholona Mpivarotra rehefa nivahiy 80 taona teto an-tany. Hoy Ny Iray tampo aminy : Rtoa RAHELISOA Helène (Vady navelan’Itkplahy RANDRIAMITANDRINA) sy ny zanaka aman-jafiny Terak’Itkpvavy RAHELIMANANA Lucie Rtoa RAHELIARISOA Jeannette (Vady navelan’ Itpklahy RAKOTONDRATSIMBA Norbert) sy ny zanaka aman-jafiny RAMATOA RAHELIARIMANANA Elisabeth Atoa RAOELINA Jean mivady sy ny zanaka aman-jafiny Docteur (...)
  • Abeline LALAMANANA

    vendredi 22 février 2008 |  2100 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Reny, Renibe, sy Havana Malalanay : Abeline LALAMANANA Hoy : Ny zanany : Lanto sy Mamy Patrick RAFANOHARANA Eliane RAVELOSON Ny zafiny : Anjatiana Laetitia - Mirana - Steven Nirina RAFANOHARANA Lwula Rinja RAKOTOARISON Ny mpiray tampo aminy : Terak’Itompokolahy RABETANY Samuel sy Tompokovavy RAONIMANANA Aimée Terak’Itompokolahy RAJAONARISATA Charles sy Tompokovavy RAZAIMANANONY Bernardine Ramatoa RATOMSON RAZANADRAMASY Hélène sy ny zanaka (...)
  • Abeline LALAMANANA

    jeudi 21 février 2008 |  1553 visites

    mercredi 20 février 2008 |  2287 visites

  • RAKOTOARIVONY Eugène Martin

    lundi 11 février 2008 |  4359 visites
    « Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako aho, nitahiry ny finoana aho » (II Tim. 4: 7) Noho ny fihavanana dia ampandrenesina ianareo fa ny hava- malalanay : RAKOTOARIVONY Eugène Martin Commerçant - Mamono bokotra - Pavillon 487 Analakely Chevalier de l’Ordre national dia nodimandry ny sabotsy 9 febroary 2008, teo amin’ny faha 84 taonany. Hoy Ny zanany : Yollande sy Malanjaona RAKOTOMALALA (France) Annick sy Thierry ZINZEN (France) Haingonavalona Mireille RAKOTOARIVONY (...)
  • RALAIZAMARY Robeline

    jeudi 7 février 2008 |  3069 visites
    Amin’ny finoana sy ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RALAIZAMARY Robeline teraka RASOAMALALA Mpampianatra Chevalier de l’Ordre National Malagasy Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy teo amin’ny faha 59 taonany tamin’ny alarobia 06 febroary 2008 Hoy Ny vadiny : Jeneraly (ER) RALAIZAMARY Guillaume Gilbert Ny zanany : RALAINDRATSIRY Lalaniaina Godfroy sy Fanja RALAIZAMARY GUEVARA Robel sy Josette LALAOARISOA Guy RALAIZAMARY sy Sandra Ny (...)
  • RAJAONARIVELO ELISE Rachel

    mardi 5 février 2008 |  3237 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty sy ny fanantenana ny fiainana mandrakizay no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay : RAJAONARIVELO ELISE Rachel Teraka Andrianiazy Rasoamihaminirina E.R. Vady navelan’Itompokolahy Rajaonarivelo Albert dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny 04 febroary 2008 rehefa nivahiny 77 taona teto an-tany. Hoy, Ny Zanany : RAJAONARIVELO Tiana sy Domoina RAJAONARIVELO Zaka sy Françoise RAMIANDRISOA Mbolaniary sy Hantanirina RAJAONARIVELO Herimampianina (...)
  • RAZANAPARANY Edouard

    mardi 5 février 2008 |  3097 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAZANAPARANY Edouard Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alatsinainy 04 febroary 2008 rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RAZAIARIVONY Beby Dorette Ny zanany : RAZANAMPARANY Setra RAZANAMPARANY Mamisoa RAZANAMPARANY Felana Ny rafozany : Mme Veuve RATSIMIVONY Ny iray tampo amin’ny reniny : Mme veuve RALAIBOHAZAKA Gilbert Ny iray tampo aminy : CHAUMEL Guy mivady sy ny zanaka aman-jafiny (...)
  • ANDRIANTSEHENO Herilala Josovah

    samedi 2 février 2008 |  2237 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : ANDRIANTSEHENO Herilala Josovah RAMANOHISOA (POTA) Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy teo amin’ny faha 38 taonany. Hoy Ny vadiny : ANDRIANTSEHENO Haingo Rapaoly Ny Rainy : Dr. RAKOTOMALALA Josovah Ny Rafozany : ANDRIANTSEHENO Paul mivady Ny Renibeny : RAMANANDRAIBE Ny iray tampo aminy : YVAN Josvah mianadahy avy sy ny zanany Ny iray tampo amin’ny vadiny : ANDRIANTSEHENO Niry mianadahy avy sy ny zanany. (...)
  • RASOANOROVELO Denise Noro

    samedi 2 février 2008 |  1956 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny ny hava-maIaIanay : RASOANOROVELO Denise Noro Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alarobia 30 janoary 2008, rehefa nahazo ny Sakramenta farany fanome ny Eglizy ny zanany. Hoy : Ny vadiny : RABEKOTO Roger Michel - Boly Ny zanany : RABEKOTO Randza Onisoavina RABEKOTO Fanomezantsoa Nirina Ny rafozany : RABEKOTO Raymond mivady Ireo iray tampo aminy : RAZAFINDRAKOTO Mamy sy Catherina ary (...)
  • RASOANOROVELO Denise Noro

    vendredi 1er février 2008 |  1936 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny ny hava-maIaIanay : RASOANOROVELO Denise Noro Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny alarobia 30 janoary 2008, rehefa nahazo ny Sakramenta farany fanome ny Eglizy ny zanany. Hoy : Ny vadiny : RABEKOTO Roger Michel - Boly Ny zanany : RABEKOTO Randza Onisoavina RABEKOTO Fanomezantsoa Nirina Ny rafozany : RABEKOTO Raymond mivady Ireo iray tampo aminy : RAZAFINDRAKOTO Mamy sy Catherina ary (...)
  • ANDRIANTSEHENO Herilala Josovah

    vendredi 1er février 2008 |  1890 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : ANDRIANTSEHENO Herilala Josovah RAMANOHISOA (POTA) Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy teo amin’ny faha 38 taonany. Hoy Ny vadiny : ANDRIANTSEHENO Haingo Rapaoly Ny Rainy : Dr. RAKOTOMALALA Josovah Ny Rafozany : ANDRIANTSEHENO Paul mivady Ny Renibeny : RAMANANDRAIBE Ny iray tampo aminy : YVAN Josvah mianadahy avy sy ny zanany Ny iray tampo amin’ny vadiny : ANDRIANTSEHENO Niry mianadahy avy sy ny zanany. (...)
  • RAZANAMPINOANA

    jeudi 31 janvier 2008 |  2148 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony hody any aminy : RAZANAMPINOANA (Vady navelan’Itompokolahy TIMSON Rozan) Officier de l’Ordre National Ny alatsinainy 28 Janoary 2008, rehefa nivahiny 80 taona teto an-tany. Hoy Ny zanany : RAJAOHARILALA Raymond sy Nary Mme Veuve RAKOTONDRAMANANA Nhary RATIMISON Arison sy Florence ROBINSON Adolphe sy Timiarisoa RAKOTOZAFY Andriamparany sy Chouchou Mme Veuve RAMIARINJAONA Olivia RATIARISON Rozan sy Sissie RATIMISON Hery Fidy sy Saholy (...)
  • RANDRIANJAFY Edouard

    mercredi 30 janvier 2008 |  2736 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay fa ny hava-malalanay : RANDRIANJAFY Edouard (Ancien S.G COUM Ankatso II) dia nantsoin’ny Rainy hody any aminy tamin’ny Alatsinainy faha-28 Janoary 2008 rehefa nivahiny 55 taona teto an-tany. Hoy Ny vadiny : Rtoa TAFANGY Marguerite Ny zanany : FOZARA Michaël Edouard sy Antonia FOZARA Antonio Edouard sy Haingo FOZARA Iris sy Hervé (France) FOZARA Noelys Gabriella sy Léo (France) Ny reniny : Mme BERNADETTE Ny Mpitaiza azy : RAMAKARARO Vincentine (...)
  • RAZANAMPINOANA

    mercredi 30 janvier 2008 |  1743 visites
    Sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny mpanompony hody any aminy : RAZANAMPINOANA (Vady navelan’Itompokolahy TIMSON Rozan) Officier de l’Ordre National Ny alatsinainy 28 Janoary 2008, rehefa nivahiny 80 taona teto an-tany. Hoy Ny zanany : RAJAOHARILALA Raymond sy Nary Mme Veuve RAKOTONDRAMANANA Nhary RATIMISON Arison sy Florence ROBINSON Adolphe sy Timiarisoa RAKOTOZAFY Andriamparany sy Chouchou Mme Veuve RAMIARINJAONA Olivia RATIARISON Rozan sy Sissie RATIMISON Hery Fidy sy Saholy (...)
  • RAVELOHARINIVO Alice

    samedi 26 janvier 2008 |  3434 visites
    Misaotra an’Andriamanitra izahay noho ny nanomezany ny mpanompony niaraka taminay nandritry ny 93 taona : RAVELOHARINIVO Alice (Mama Lisy) Vady navelan-dRAMBELO Victor Hugues nodimandry ny Alakamisy 24 janoary 2008. Hoy, Ny zanany : RAMBELO Henry sy Fanja RAMBELO Daniel sy Vola RAMBELO Monique RAMBELO Michel sy Rosine RAMBELO Nicole Ny zafikeliny : RAMBELO Titou sy Haingo Tiana, RAMBELO Nathalie sy Rado, RAMBELO Domoina, Lanto, Rota, Ny Avo. RAKOTOMALALA Hery sy Voahirana, RAMBELO (...)
  • RANDRIANANTENAINA Volarijaona

    samedi 26 janvier 2008 |  2133 visites
    Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny zanaka, zandry, zafy malalanay : RANDRIANANTENAINA Volarijaona (John) Mpiasan’ny Perfect Agency dia nodimandry ny alakamisy 24 Janoary 2008 teo rehefa nivahiny 26 taona teto an-tany. Hoy; Ny renibeny : RAZANAJAONA Lucie Ny rainy : RAJAONARISOA Charles Renel Ny reniny : RANJOHANIARISOA Antonie Jeanne Ny mpiray tampo aminy : RAJAONARISOA Antonie Renel sy ny vady aman-janany RAJAONARISOA (...)

0 | ... | 60 | 80 | 100 | 120 | 140 | 160 | 180 | 200 | 220 | ... | 300

Publicité

Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS