Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 28 avril 2024
Antananarivo | 08h52
 

Articles dans la rubrique « Filazana manjo »

  • Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques

    mercredi 17 septembre 2008 |  3647 visites
    Amin’alahelo lehibe no ampandrenesanay anareo fa Ny Andriana RAVOAJA Bruno Jacques Directeur Propriétaire de l’Entreprise ECA Officier de l’Ordre national malagasy Chevalier du Mérite sportif Past Président Rotary Club Ivato Président de la Fédération malgache de Boule (1994 - 2004) Maire de la Commune rurale Fiaferana-Avaradrano (1999 - 2007) Dia niamboho rehefa nahazo ny sakramenta fanomen’ny Eglizy ny zanany, ny alahady 14 septambra 2008. Hoy, Ny vadiny : Ravoaja Minotiana Mamisoa teraka (...)
  • RAMAHEFAMANANA Herisoa Lalao

    mercredi 17 septembre 2008 |  1525 visites
    Ny Filan-kevim-pitantanana sy Ny Tale Jeneraly ary Ny mpiara-miasa rehetra ao amin’ny AIR MADAGASCAR Dia mampandre amin’alahelo lehibe ny fahalasanana tamin’ny : ALATSINAINY 15 SEPTAMBRA2008. Ny mpiara-miasa aminy Andriamatoa RAMAHEFAMANANA Herisoa Lalao
  • ANDRIAMANANTENA Georges - Rado

    mercredi 17 septembre 2008 |  6078 visites
    « Tsy ho takatry ny saiko Izay rehetra lahatrao Ny angatahako ry Raiko Aoka aho hatoky Anao ». Amin'ny finoana sy ny fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo ny fiantsoan'Andriamanitra ny mpanompony : ANDRIAMANANTENA Georges (Rado) Grand Croix de deuxième classe de l'Ordre National Malagasy Mpikambana Mahefa ao amin'ny Akademia Malagasy ny 16 Septambra 2008 rehefa nivahiny 85 taona teto an-tany. Hoy, Ny Vadiny : Andriamanantena Ravololona Edwige Ny (...)
  • ANDRIANONIVELO RAZAFIARIVONY Marie

    vendredi 5 septembre 2008 |  3243 visites
    « Fa ny fahasoavan’Andriamanitra no naha toy izao ahy. » (I Korint. 15/10a) Isaoranay Andriamanitra nanome anay an’ i : ANDRIANONIVELO RAZAFIARIVONY Marie (Bebe Neny) nandritra ny 93 taona Izay niamboho ny Alarobia 3 Septambra 2008. Hoy, Ny Zanany : RAHAROLAHY Edelyn sy Bakoly ANDRIANONIVELO Daniel sy Sahondra (France) RAZAKASOA Aina Jean sy Aimée ANDRlANONIVELO Simon sy Arlie (France) ANDRIANONIVELO Andriamparany sy Liliane Ny Zafiny, ny Zafiafiny Ny Iray Tampo aminy : (...)
  • Docteur RANDRIANARIVO

    vendredi 5 septembre 2008 |  3204 visites
    Vahiny ary Mpivahiny isika. Rehefa nahatanteraka ny adidiny tety an-tany dia sitrak’Andriamanitra no niantsoany ny Mpanompony hody any aminy ny 04 Septambra 2008 : Docteur RANDRIANARIVO De la Faculté de Médecine de Paris Professeur émérite à la Faculté de Médecine d’Antananarivo LOHOLONA Ex-Directeur du Bureau Municipal d’Hygiène d’Antananarivo (BMH) Membre Fondateur de l’Académie de Médecine d’Antananarivo Grand Officier de l’Ordre National Malgache Commandeur de l’Ordre de Mérite de Madagascar Hoy, (...)
  • RATSIMBAZAFY Julien Evariste

    mercredi 27 août 2008 |  2508 visites
    Ny Ben'ny tanànan'Antananarivo Renivohitra sy ny mpiara miasa aminy rehetra, Dia mampandre amin'ny alahelo lehibe ny fahalasanan'i zoky, Ray aman-dReny, Mpiara miasa : RATSIMBAZAFY Julien Evariste Administrateur Civil en Chef de Classe Exceptionnelle (er) 1er Adjoint du Délégué au Maire du 4 Arrondissement Grand Croix de 2e Classe de l'Ordre National Malagasy. Ny nofony dia hiala ao an-tranony, Lot AB 202 bis Ambohimamory, ny Alarobia 27 Aogositra 2008 amin'ny 12ora atoandro, ary ho (...)
  • RAZANAMASINJANAHARY Honorine

    samedi 23 août 2008 |  2538 visites
    Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay, fa ny reny malalanay : RAZANAMASINJANAHARY Honorine (Vady navelan'Itpkl Dr. RAVELOJAONA Marcel) dia nodimandry ny Talata 19 Aogositra 2008 rehefa nivahiny 88 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : RAVELOJAONA Marcellin sy Aline RAKOTOMANGA Emmauel sy Bodosolomalala Veuve Dr RABEFIRAISANA Voahangisoalalaina (Vannes - France) POIRET Jean-François sy Sahondra (Rénazé - France) RAVELOJAONA Tafika (Reux - France) Dr (...)
  • RAZANAMASINJANAHARY Honorine

    vendredi 22 août 2008 |  2138 visites
    Amin'ny finoana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay, fa ny reny malalanay : RAZANAMASINJANAHARY Honorine (Vady navelan'Itpkl Dr. RAVELOJAONA Marcel) dia nodimandry ny Talata 19 Aogositra 2008 rehefa nivahiny 88 taona teto an-tany. Hoy, Ny zanany : RAVELOJAONA Marcellin sy Aline RAKOTOMANGA Emmauel sy Bodosolomalala Veuve Dr RABEFIRAISANA Voahangisoalalaina (Vannes - France) POIRET Jean-François sy Sahondra (Rénazé - France) RAVELOJAONA Tafika (Reux - France) Dr (...)
  • RANDRIAMANGAMALALA R. Jacky Noroarimanana

    vendredi 22 août 2008 |  2499 visites
    Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo, fa ny malalanay : RANDRIAMANGAMALALA RAJONSON Jacky Noroarimanana Diakona Chevalier de l'Ordre National 0fficier de l'0rdre National Dia nantsoin'ny Ray hody any Aminy ny Alarobia 20 Aogositra 2008, Hoy, Ny vadiny : RANDRIAMANGAMALALA Odin Jaofiraisana Ny zanany : Me RALAISON Dieudonné Jonson RANDRIAMANGAMALALA Herinina Jonson RANDRIAMAHAVONJY Modeste sy Vero RARIVOSON Lova sy Nivo (...)
  • Josiane Sahondra RABARY- NJAKA

    lundi 4 août 2008 |  8235 visites
    "Tany alavitra any no nisehoan'i Jehovah tamiko ka nanao hoe : Fitiavana Mandrakizay no nitiavako anao, Koa izany no nampaharetako famindrampo ho anao ". (Jeremia 31 : 3) Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : Josiane Sahondra RABARY- NJAKA Professeur de Français - Breck School - Minneapolis (Minnesota) Ancienne du Colloge Saint Antoine et de l'Ecole Saint Joseph de Cluny dia nantsoin'ny Ray hody any (...)
  • RAKOTONIRINA Claude Bertrand

    vendredi 1er août 2008 |  3915 visites
    Tompoko, Noho ny fihavanana dia nampandre anareo izahay fa ny hava-malalanay : RAKOTONIRINA Claude Bertrand Dia nantsoin'Andriamanitra hody any aminy tamin'ny Alarobia 30 Jolay 2008, rehefa nivahiny 62 taona teto an-tany. Hoy Ny Vadiny : Rtoa RANAIVO RAJAONA Laure Lala Ny Reniny : Rtoa RAKOTOMENA Léa Ny Zanany : RAKOONIRINA Tahiana sy Mirado (Marseille) RAKOTONIRINA Fenosoa sy Fenosoa (Marseille) RAKOTOMENA Tsihoarana RAKOTONIRINA Zo Ny Zafikeliny : Tiavina, Nomena Ny iray (...)
  • Herizo RAZAFIMAHALEO

    samedi 26 juillet 2008 |  3351 visites
    Ny Conseil d'orientation, Ny Sekretera Jeneraly Manassé Esoavelomandroso sy ny Birao Nasionaly Mpandrindra (BNC), ary ny Mpikambana LEADER FANILO rehetra manerana ny Nosy sy ny any ivelany, dia mampilaza amin'ny alahelo lehibe ny fodiamandrin'i : Herizo RAZAFIMAHALEO Filoha Nasionaly Mpanorina
  • RAKOTOZAFY Noelison

    samedi 26 juillet 2008 |  1958 visites
    Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay : RAKOTOZAFY Noelison Administrateur Civil en Chef de Classe Exceptionnelle retraité Commandeur de l’Ordre National Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Zoma 25 Jolay 2008, rehefa nivahiny 75 taona teto an-tany. Hoy, Ny vadiny : RASOANALIVELO Julienne Ny zanany : RAKOTONJANAHARY Noelson sy Justine ary ny zanaka aman-jafiny. RAKOTO Philémon sy Julie ary ny zanany RAKOTOZAFY (...)
  • RANDRIAMBOLOLONA Gilbert

    jeudi 24 juillet 2008 |  1752 visites
    Ny Komity Mpitantana sy ny Mpiara-miasa eto amin'ny OSTIE dia mampandre amin'ny alahelo lehibe fa : RANDRIAMBOLOLONA Gilbert Mpikambana ao amin'ny Komity Mpitantana OSTIE dia nodimandry ny Talata faha 22 Jolay 2008. Ny razana dia hiala eto Antananarivo ny Alakamisy 24 Jolay 2008 ary ho entina any Ambohitsinjo Ambatofinandrahana. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.
  • RANDRIAMBOLOLONA Gilbert

    mercredi 23 juillet 2008 |  1406 visites
    Ny Komity Mpitantana sy ny Mpiara-miasa eto amin'ny OSTIE dia mampandre amin'ny alahelo lehibe fa : RANDRIAMBOLOLONA Gilbert Mpikambana ao amin'ny Komity Mpitantana OSTIE dia nodimandry ny Talata faha 22 Jolay 2008. Ny razana dia hiala eto Antananarivo ny Alakamisy 24 Jolay 2008 ary ho entina any Ambohitsinjo Ambatofinandrahana. Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.
  • RAZAKAMAHEFA

    samedi 12 juillet 2008 |  2574 visites
    Tompoko, Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay fa ny malalanay : RAZAKAMAHEFA Mpiandry Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 10 Jolay 2008 rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany. Hoy, Ny reniny : RASOALANTO Ny iray tampo aminy : ANDRIANASOLOMAHEFA Jean Philippe sy Naina ary ny zanaka aman-jafiny RABARISON Jean Muël sy Angéline ary ny zanaka aman-jafiny ANDRIANASOLONJATOVOMAHEFA Gabriel sy ny zanaka aman-jafiny RAMAHEFARISOA Lanto (...)
  • MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J.

    vendredi 11 juillet 2008 |  2080 visites
    Am-pinoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika havana sy tapaka fa i MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J. dia nantsoin’Andriamanitra hody any Aminy ny Talata 08 jolay 2008, rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany, teo amin’ny faha 73 taona naha-relijiozy azy tato amin’ny Fikambanan’i Jesoa (Zezoita) ary teo amin’ny faha 61 taona naha pretra azy. Hoy : Son Excellence Mgr l’Archevêque RAZANAKOLONA Odon Marie Arsène, Son Excellence Mgr KASCUJJA Augustin, Nonce Apostolique, (...)
  • RAZAKAMAHEFA

    vendredi 11 juillet 2008 |  2000 visites
    Tompoko, Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no hampandrenesanay fa ny malalanay : RAZAKAMAHEFA Mpiandry Dia nantsoin’ny Ray hody any aminy ny Alakamisy 10 Jolay 2008 rehefa nivahiny 52 taona teto an-tany. Hoy, Ny reniny : RASOALANTO Ny iray tampo aminy : ANDRIANASOLOMAHEFA Jean Philippe sy Naina ary ny zanaka aman-jafiny RABARISON Jean Muël sy Angéline ary ny zanaka aman-jafiny ANDRIANASOLONJATOVOMAHEFA Gabriel sy ny zanaka aman-jafiny RAMAHEFARISOA Lanto (...)
  • RAVELOJAONA

    jeudi 10 juillet 2008 |  2579 visites
    Ny Filankevim-pitantanana, Ny Toniam-pitantanana sy ny Mpiara-miasa rehetra ao amin’ny CAISSE NATIONALE DE PREVOYANCE SOCIALE dia mampandre anareo amin’alahelo lehibe ny namoizany an’i RAVELOJAONA Commissaire de Gouvernement auprès de la CNAPS ny 9 jolay 2008
  • MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J.

    jeudi 10 juillet 2008 |  1758 visites
    Am-pinoana sy fanantenana ny fitsanganan-ko velona no ampandrenesana antsika havana sy tapaka fa i MOMPERA RAMANANTOANINA REMI, S.J. dia nantsoin’Andriamanitra hody any Aminy ny Talata 08 jolay 2008, rehefa nivahiny 93 taona teto an-tany, teo amin’ny faha 73 taona naha-relijiozy azy tato amin’ny Fikambanan’i Jesoa (Zezoita) ary teo amin’ny faha 61 taona naha pretra azy. Hoy : Son Excellence Mgr l’Archevêque RAZANAKOLONA Odon Marie Arsène, Son Excellence Mgr KASCUJJA Augustin, Nonce Apostolique, (...)

0 | 20 | 40 | 60 | 80 | 100 | 120 | 140 | 160 | ... | 300

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS