Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 24 avril 2024
Antananarivo | 17h38
 

Filazana manjo

Razafindramboa Hasina Olga

Razafindramboa Hasina Olga
(teraka Ramanantsoavina)

dia nantsoin’ i Ray hody any aminy ny alarobia 29 janoary 2014 rehefa niady mafy tamin’ny aretina ka nivahiny 47 taona teto an-tany.

Hoy,

Ny vadiny :
Razafindramboa Mamisoa René

Ny zanany :
Jean-Luc
Inès sy Laurie
Razafindramboa Mirana

Ny reniny :
Ramanantsoavina Donà Laville sy Philippe Laville

Ny iray tampo aminy :
Hery-Jean sy Rakotovahiny Tiana ary ny zanany
Haja Gabriel sy Isabelle Landreau ary ny zanany

Fianakaviana Razafindramboa
Fianakaviana Ramanantsoavina
Fianakaviana Ramaheriarison
Fianakaviana Razafindralambo

Ary ny fianakaviany manontolo

dia vonton’ny alahelo sy feno fanantenana.

Ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra dia atao ao amin’ny Eglise Saint-Pierre de Vigneux-sur-Seine ny talata 4 febroary 2014 amin’ny 11 ora maraina alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasana 66 avenue Henri Barbusse, Vigneux-sur-Seine.

« Ary nahare feo avy tany an-danitra aho nanao hoe : Soraty : Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin’ny Tompo hatramin’izao. Eny, hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin’izay nisasarany izy, fa ny asany manaraka azy. » (Apokalypsy, 14, 13)

11 rue Diderot
91270 Vigneux-sur-Seine

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS