::::  Site web indépendant, sans attache avec le journal papier  ::::  Les dernières actualités  Actus Générales    Annonces personnelles  Annonces    ::::    Facebook    Twitter    Google+ Google+   ::::
Antananarivo | 07h08  :  13°C  :  Soleil et nuages épars
lundi 20 mai 2013
 

 > Filazana manjo


Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty, no ampandrenesanay, fa ny Havana malalanay :

RAKOTOVOAHANGY
Andriamihaja Fanomezana
(dit Zama FANO)

dia nodimandry ny Alakamisy 05 jolay 2012 rehefa nivahiny 61 taona teto an-tany.

hoy,

Ny vadiny :
Rasoarinivo Denise

Ny zanany :
Maître Nancy ANDRIAMIHAJA
ANDRIAMIHAJA Tiana Rivellino sy Lalandy
ANDRIAMIHAJA M. Michaël sy Dr Edmandine

Ny zafiny :
Stephan
Jonatha
Giani
Alla

Ny Fianakaviany :
Ao Manakamabahiny Andrefana
Ao Antanambao-Antanimena
Ao Mahatsinjo, Andranomadio-Bembary

Ny fianakavian’ny vadiny :
Ao Ambodiamontana Marozevo-Anjiro

Ny havana sy ny fianakaviana manontolo

Ny tapaka sy namana rehetra

Ny Fiangonana :
FJKM Famonjena, Manakambahiny Andrefana
FJKM Antanambao – Antanimena
FJKM Ambodiamontana – Anjiro

Ny Fokontany Manakambahiny Andrefana Ny Fokontany Antsimondrova Ambatondrazaka Ny Fokontany Tanambao Antanimena

Ny nofo-mangatsikany dia hiala ao an-tranony ao Manakambahiny Andrefana ny Alatsinainy 09 jolay 2012 amin’ny 10 ora maraina, ary hoentina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao amin’ny F.J.K.M Famonjena Manakambahiny Andrefana, alohan’ny hitondrana sy hametrahana azy ao amin’ny fasandrazany ao Antanambao–Antanimena.

« ... Aty amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana ; nefa matokia ; Izaho efa naharesy izao tontolo izao » (Jao. 16 : 33b)

« ... Manerana ny lanitra ny fiderany, fa vita ny adiny mafy taty ... » Hira 701 : 2

   Imprimer cet article    Enregistrer au format PDF    Partager

Vols, Hôtels, Séjours :
Les meilleurs prix

Un Top des prix tous les jours


La météo à Madagascar

 

Nous suivre

     
Publicité sur Madagascar-Tribune.com

 

avril 2013   mai 2013
L Ma Me J V S D
    1 2 3 4 5
6 7 8 9 10 11 12
13 14 15 16 17 18 19
20 21 22 23 24 25 26
27 28 29 30 31    
 
  • Version pour Smartphone
  • m.madagascar-tribune.com

  • Version pour IPhone
  • iphone.madagascar-tribune.com

    Visiteurs connectés : 103  



    Mettre en page d'Accueil | Ajouter á mes Favoris | Newsletter | © Madagascar-Tribune.Com | Propulsé par Vahiny |  Motorisé par SPIP

    Faire un crédit rapide en France | Découvrez aussi : Xbox 360