Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 08h41
 

Filazana manjo

RAHARIJAONA Lucie (Mamalisy)

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo ny fahalasanan’ny hava-malalanay

RAHARIJAONA Lucie (Mamalisy)
teraka ANDRIANAVALONA
(Vady navelan’Itompokolahy RAHARIJAONA Lucien)

Nodimandry tany Toulouse (France) tamin’ny asabotsy 20 jolay 2013 rehefa avy nivahiny 76 taona teto an-tany.

Hoy,

- Ny zanany :
- RAHARIJAONA - CHAN THONG Tianasoa,
- RAMAMONJISOA Justin sy Voahirana,
- RAHARIJAONA Rondro,
- LOC TRIONG SING Wan sy Domohina.

- Ny zafiny :
- Marie-Stéphanie, Loick, VERT PRE Joel sy Vatosoa, Miora Lalaina, Bijou, Mirana, Lucas, Yorick, Eugénia.

- Ny zafiafiny :
- Lucie, Kélian.

- Ny iray tampo aminy :
- RABENOELINA Pierre Bruno sy Simone sy ireo zanaka aman-jafiny,
- ANDRIANAVALONA Verohanta sy ireo zanany,
- ANDRIANAVALONA Fidy sy Lydia Christiane sy ireo zanany,
- ANDRIANAVALONA Mamitiana sy Carole sy ireo zanany,
- ANDRIANJAFITRIMO Vatosoa sy Veromanitra sy ireo zanany,
- RAKOTOMAMONJY Fidy sy Fanja sy ireo zanany,
- MELIN ANDRIANAVALONA Railovimalala sy ireo zanany.

- Ny iray tampo amin’ny rainy :
- RANDRIANAVALONA Amélie sy ireo zanaka aman-jafiny,
- Terak’Itompokolahy RAMANANTSOA Gaspard sy ireo zanaka aman-jafiny,
- Terak’Itompokovavy ANDRIANAVALONA Jacqueline sy ireo zanaka aman-jafiny.

- Ny havany avy amin’ny vadiny :
- Terak’Itompokolahy Pasitera RAKOTOMALALA sy ny zanaka aman-jafiny,
- Terak’Itompokolahy RASAMOELY sy ny zanaka aman-jafiny,
- Terak’Itompokolahy RATSIMA sy ny zanaka aman-jafiny,
- Terak’Itompokolahy RAZANAJATOVO sy ny zanaka aman-jafiny,
- Terak’Itompokolahy RAJOELY Gérome sy ny taranany.

- Ny iray tampo aminy ao amin’ny finoana :
- Eglise Adventiste Saint Exupery Toulouse, ny GBPE Toulouse, Fiangonana Advantista Tsararay Ambohimangidy,
- Ny fokontany Ankaditoho, ny fokontany Ambohimangidy.

Ny razana dia ho tonga eny Ivato ny zoma 26 jolay 2013 amin’ny 10 ora alina ary hivantana eny Ankaditoho Marohoho Tsimbazaza Lot III K 1 bis, hiala eny ny alatsinainy 29 jolay 2013 amin’ny 11 ora atoandro, ho entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny fiangonana Advantista Tsararay Ambohimangidy alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasam-pianakaviany eny Ambohimangidy ihany.

« Efa niady ny ady tsara aho, efa nahatanteraka ny fihazakazahana aho, indro efa voatahiry ho ahy ny satroboninahitry ny fiainana ».
2Timoty 4:7-8

Tsy misy fiarentan-tory, tsy misy voninkazo

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS