Fampielezan-kevitra : Mpamily fiarakaretsaka
Manohana an’i Hery Rafalimanana
mardi 4 décembre 2007 |
| 409 visites
Nanosika ny fikambanan’ireo mpamily fiarakaretsaka eto an-drenivohitra hanohana ny kandida Rafalimanana Hery ny tsaho aelin’ny sasany mahakasika ny fanovana ny fiara entin’izy ireo. Niantso ny mpanao gazety izy ireo omaly ka nanamafy fa tsy marina izany satria efa nanome toky azy ireo ny PDS Rafalimanana fony izy teo amin’ny toerana sy hatramin’izao fa tsy hanova fiara izany. Nivondrona ireto mpamily ireto, tarihan’ny filohany, Atoa Benaivo ka manohana tsy misy fepetra an-dRafalimanana Hery ho (...)