Antohomadinika
Polisy iray maty voatifitry ny jiolahy
mercredi 16 janvier 2008 |
| 548 visites
Nirefotra indray ny basy, tetsy Antohomadinika, afak’omaly alina, tamin’ny 10 ora alina ho any.
Notafihan’ny andian-jiolahy nirongo fiadiana ny paositry ny polisy, etsy Antsalovana-Antohomadinika. Polisy roa lahy sy sivily iray no tao amin’ny birao tamin’izay fotoana izay. Teo am-panavaovana daomy ry zalahy no niditra ireo jiolahy ary avy hatrany dia nitifitra. Bala efatra (teo amin’ny hatony, tongotra, kibony, ary sorony) no nahafaty ny polisy iray, antsoina hoe Razafimahatratra Edmond (42 (...)