Rakotovazaha Olivier
Nihena ny fitiavan’ny vahoaka ny Mpitondra
vendredi 25 janvier 2008 |
| 434 visites
Tsy mitsaha-mitombo ny elanelana eo amin’ny mpitondra sy ny vahoaka ka miteraka hakiviana hoan’ny vahoaka io, ary azo hitarafana izany ny fifidianana izay natao rehetra teto, ka nahatonga ny olona hitady olon-kafa raha raisina toy teto Antananarivo renivohitra. Nihena ny fahefa-mividy ary diso fanantenana ny maro hoy ingahy Rakotovazaha Olivier mpikambana ao anaty birao politikan’ny antoko MFM, ary efa leon’ny fampanantenana lava izao izy. Mila rivo-baovao ny vahoaka, ary izay no handraisan’ny (...)