Halatra aluminium tamin’ny fiaramanidina
Miaramila iray naiditra am-ponja
mercredi 30 janvier 2008 |
| 653 visites
Noravan’ity miaramila iray ny fiaramanidina kely DC3 nijanona teny amin’ny tobin’ny BANI-Ivato, tamin’ny alin’ny 18 janoary lasa teo. Ny aluminium tamin’izany fiaramanidina izany no nalainy. Araka ny vaovao azonay, dia najanony indray alina tao anatin’ilay fiaramanidina aloha ireo aluminium, izay vao nentiny nivoaka ny toby miaramila. Nisy nahatsikaritra izany halatra izany ka noraisim-potsiny ilay miaramila. Mbola sarona teny aminy ny aluminium. Nentin’ny lehibeny tany amin’ny biraon’ny (...)